Lamaodiko

Lamaodiko Vente d'accessoires de mode... Lamaodiko

Aty ny maso! 👀🥰Ireto ary ilay poketra kely mahafatifaty sy maro loko afaka entina mianjaika, miasa, mandeha mivoaka sns ...
13/05/2024

Aty ny maso! 👀🥰
Ireto ary ilay poketra kely mahafatifaty sy maro loko afaka entina mianjaika, miasa, mandeha mivoaka sns e!
Manomboka amin’ny 20 000 Ariary

🌸🌸Misy liana amin’ny poketra lamaody kely ve?🌸🌸Manomboka amin’ny 20 000 Ar monja dia efa mahazo oo!👜👛
12/05/2024

🌸🌸Misy liana amin’ny poketra lamaody kely ve?🌸🌸
Manomboka amin’ny 20 000 Ar monja dia efa mahazo oo!
👜👛

Bienvenue Juin! Tongasoa e!Manimanitra asaramanitra sy fianjaikana a! 💃--Manaraha ny pejy hatrany e! 🥰😍
01/06/2023

Bienvenue Juin! Tongasoa e!
Manimanitra asaramanitra sy fianjaikana a! 💃
--
Manaraha ny pejy hatrany e! 🥰😍

Le mois de Mai est là! 💕🌼BONNE FÊTE DU TRAVAIL et BON DEBUT DE SEMAINE🌿Toujours de good vibes avec Lamaodiko 🌿
01/05/2023

Le mois de Mai est là! 💕🌼
BONNE FÊTE DU TRAVAIL et BON DEBUT DE SEMAINE
🌿Toujours de good vibes avec Lamaodiko 🌿

AIZA ⁉️Aiza no afaka mahita robes fleuries tsara tarehy 🥰❤️INONA ⁉️ Inona ny occasion afaka hitondrana azy? 💃OHATRINONA ...
12/04/2023

AIZA ⁉️Aiza no afaka mahita robes fleuries tsara tarehy 🥰❤️
INONA ⁉️ Inona ny occasion afaka hitondrana azy? 💃
OHATRINONA ⁉️Ohatrinona no mahazo an'izany robes izany? 💲
VALINY:
➡️Ato amin'ny pejy Lamaodiko, ary afaka manao livraison
➡️ Afaka entina mianjaika, mitsangatsangana na miasa koa
➡️ Amin'ny vidiny mirary nefa tsara kalitao
---
Tongava ao raha hamandrika 📩 na te hahazo fanazavana bebe kokoa

Arahabaina daholo nahatratra ny fetin'ny P***a e!Fantatrao ve hoe inona ny mampifandray ity fety ity amin'ny atody?🎊🎊🎊🎊🎊...
09/04/2023

Arahabaina daholo nahatratra ny fetin'ny P***a e!
Fantatrao ve hoe inona ny mampifandray ity fety ity amin'ny atody?
🎊🎊🎊🎊🎊🎊🎊🎊🎊🎊🎊
Joyeuses Pâques à tous!
Connaissez-vous le lien entre la fête de Pâques avec l’œuf?
Lamaodiko

08/04/2023
Andro vaovao, volana vaovao! Andao atao mahafinaritra e!🌼Tongasoa Aprily 🌼🌼Bienvenue Avril 🌼🌼Hello April🌼Efa ho tonga ny...
01/04/2023

Andro vaovao, volana vaovao! Andao atao mahafinaritra e!
🌼Tongasoa Aprily 🌼
🌼Bienvenue Avril 🌼
🌼Hello April🌼
Efa ho tonga ny zava-baovao manaraka o!

29 martsa 1947 – 29 martsa 2023🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 Ho fahatsiarovana ny tolo-panafahana sy ny firaisan-k...
29/03/2023

29 martsa 1947 – 29 martsa 2023
🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬
Ho fahatsiarovana ny tolo-panafahana sy ny firaisan-kina ho an’ny fitiavan-tanindrazana …
---
Lamaodiko

Etsy ange ‼️Mbola tsy tara raha izao vao hitady robe 👗 entina 'ny P***a an! ---Tongava aingana ao  💌 raha hamandrika ary...
28/03/2023

Etsy ange ‼️
Mbola tsy tara raha izao vao hitady robe 👗 entina 'ny P***a an!
---
Tongava aingana ao 💌 raha hamandrika ary oo ‼️

🌸🌸 Hello hello! 🌸🌸Dites-nous, lequel de ces styles sera votre look pour Pâques?? 💃🌼--STAY TUNED sur Lamaodiko!
27/03/2023

🌸🌸 Hello hello! 🌸🌸
Dites-nous, lequel de ces styles sera votre look pour Pâques?? 💃🌼
--
STAY TUNED sur Lamaodiko!

⚡️Minute "astuces" by Lamaodiko ⚡️🕟Le satin est revenu à la mode, mais ce tissu est plutôt fragile, n'est-ce pas?Pas de ...
26/03/2023

⚡️Minute "astuces" by Lamaodiko ⚡️🕟
Le satin est revenu à la mode, mais ce tissu est plutôt fragile, n'est-ce pas?
Pas de soucis, nous avons des astuces pour vous, afin de préserver vos vêtements en satin:
🟢TOUJOURS laver à la main (et non par machine)
🔴JAMAIS de lavage à haute température
🔴JAMAIS de javel ou de lessives agressives
🔴PAS de séchage au soleil
🔴JAMAIS de séchage en machine

[BONUS] : Pour conserver sa brillance, passez une éponge imbibée d’eau vinaigrée sur l’envers du vêtement avant de le repasser.
A bientôt sur Lamaodiko pour plus d'astuces!

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261340810214

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lamaodiko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share