15/11/2024
💥😯PROMOTION BE AVANT NOËL😮 💥
Ny vidim-piainana miakatra fa ny antsika ity ny vidin'entana midina😉
Ho mariky ny fiveranana eto amin'ny pejy dia manolotra promotion be ho anareo izahay. Ho avy eo koa ny cadeau fa manasa anao indray hanaraka ny pejy
COSTARD VAOVAO PRÊT À PORTER
👉 à partir de 80 000 ar
👉 à partir de 100 000 ar raha asiana déco kely
👉 Misy couleur azo hisafidianana
👉 Afaka manjaitra ihany koa anefa raha mila sur mesure ianao. A partir ny 100 000 ar (main d'œuvre fotsiny izay fa nareo no miantoka lamba sy fourniture)
☎️ 034 21 185 39