05/01/2026
Salama daholo ohh❤️ bonne année en re**rd aloha ianareo ato eh ✨ Inona indray reh ny projet amin'ity taona ity eh ? 🤔
Tsy moramora ry ireto ilay mi entreprendre zavatra an fa izany hoe mihezaka manarina eny foana , hoanareo izay manontany anaty mp , dia misy dispo ny gloss PISO fa araraoty fa vitsy sisa 🥹