20/04/2025
Arahabaina nahatratra ny P***a daholo 🤍 mirary fety sambatra 🫶🏻
Eto ihany fa noho ny antony manokana dia lasa teritery kely ny fandraisana zaitra, efa feno izao ny volana avril sy mai 🥹 izany hoe aza variana raha @ volana Jona ny andro malaza an 😁😁
Mbola misy foana ny pinces barrettes à nœuds