Yann Fashion store

Yann Fashion store Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Yann Fashion store, Apparel & Clothing, Imerinafovoany, Antananarivo.

✨ Toujours Tendance, Toujours Vous
👖 Wide Leg Jeans & Fashion Trends
✨ Tee-shirts personnalisables | Accessoires | Prêt-à-porter
📦 Livraison partout à Madagascar
📩 Commande en MP

Bonjour ry Malala ahh💐👋👋👋EFA kely Sisa dia ho Tonga ny arrivage Tsika ah💯Aza adino ny manaraka ny pejy ohh👏
08/08/2026

Bonjour ry Malala ahh💐👋👋👋
EFA kely Sisa dia ho Tonga ny arrivage Tsika ah💯
Aza adino ny manaraka ny pejy ohh👏

Efa mandeha ny live tsika ao amin'ny Tik Tok   tsindrio io ambany io 👇👇👇👇👇👇👇👇
23/07/2026

Efa mandeha ny live tsika ao amin'ny Tik Tok
tsindrio io ambany io 👇👇👇👇👇👇👇👇

Tsara be dol 😯. | Check out Mimih's LIVE streams on TikTok! Watch, follow, and discover the latest content from Mimih.

outfits kely Ary ehh💐❤️Salama eh, aza adino ny manaraka ny pejy fa tsy miala @ jeans tsika ah💯Ao @ tiktok ny live ohh🇲🇬
21/07/2026

outfits kely Ary ehh💐❤️
Salama eh, aza adino ny manaraka ny pejy fa tsy miala @ jeans tsika ah💯
Ao @ tiktok ny live ohh🇲🇬

13/07/2026

Stop ! Vous cherchez un jean Wide Leg tendance ? 👖✨

Bonne nouvelle ! Notre nouvel arrivage est déjà disponible chez Yann Fashion Store.

Chaque semaine, nous recevons de nouveaux modèles soigneusement sélectionnés pour vous offrir les dernières tendances de la mode.

👉 Suivez notre page, participez à nos lives et soyez les premiers à découvrir nos nouveautés.

⚠️ Les quantités sont limitées… alors ne tardez pas !

Yann Fashion Store, la référence du Jean Wide Leg. 💙👖

06/07/2026

Mamy kely fona nge nareo ehh
Ny live mandeha fona ao Tok ah💐💋

Bonjour dol lisany💯💋Mirary herinandro mafinaritra be ho antsika rehetra ohhh♥️bisous mamy kely 💋💋
29/06/2026

Bonjour dol lisany💯💋
Mirary herinandro mafinaritra be ho antsika rehetra ohhh♥️
bisous mamy kely 💋💋

23/06/2026

🔥 VAOVAO TONGA AO AMIN'NY YANN FASHION STORE 🔥

Mitady jeans tendance, confortable ary mora ampifanarahana amin'ny style rehetra ve ianao? 👖✨

✅ Coupe moderne
✅ Kalitao tsara
✅ Mety amin'ny sortie, travail na andavanandro
✅ Taille maro disponible

📦 Livraison disponible
📩 Alefaso message avy hatrany ny taille ilainao.

⚠️ Stock voafetra amin'ny modely sasany.

Soraty hoe **"JEANS"** amin'ny commentaire na mandefasa inbox dia alefanay ny modèle sy ny prix rehetra.

Address

Imerinafovoany
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yann Fashion store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share