Yours.mdg

Yours.mdg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Yours.mdg, Clothing (Brand), Antananarivo, Antananarivo.

05/05/2024

🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳
Félicitations nareo 2 oooh 🤩🤩
🎁 1er lot : Fyh Harison
🎁 2e lot : Tina Sany

Midira mp pour la livraison svp 🙏

Hello hello 🤩Ao daholo v nareo ? Ho Ataontsika zao ny fisarihana @ lay lalaontsika ity 🥳🥳🥳
05/05/2024

Hello hello 🤩

Ao daholo v nareo ?
Ho Ataontsika zao ny fisarihana @ lay lalaontsika ity 🥳🥳🥳

Les indispensables pour cette chaleuuuur 🥵🥵À prix raisonnable 🫶Modèle unique hatrany 🤩Mahazo cadeau scrunchie zay mividy...
26/04/2024

Les indispensables pour cette chaleuuuur 🥵🥵

À prix raisonnable 🫶
Modèle unique hatrany 🤩
Mahazo cadeau scrunchie zay mividy oooh

Livraison Tana et province ✅

Ho asintsika arrivage kely ndray androany ? @ 7 ariva no publiénay 😍Tsara kely daholo fa tandremo misy tara an 😋🫶
26/04/2024

Ho asintsika arrivage kely ndray androany ?

@ 7 ariva no publiénay 😍
Tsara kely daholo fa tandremo misy tara an 😋🫶

Fanontaniana miverina matetika ato @ page izy ity hoe frip v sa vaovao 🤔🤔🤔Tena mbola betsaka ny olona no tsy resy lahatr...
25/04/2024

Fanontaniana miverina matetika ato @ page izy ity hoe frip v sa vaovao 🤔🤔🤔

Tena mbola betsaka ny olona no tsy resy lahatra amlay hoe vitantsika Malagasy ka misalasala. 🙃😞

Nefa tena efa noezahina natao tsara ilay akanjo no sady mora 😌
Mba mividiana aloha manandrana ato aminay fa ho hitanao fa ho afa-po anie eh 💎😍

Hello hello 🥰Ity ary ilay jeu antsika ee ! 🤩🍀Tsotra kely ny fandraisana anjara 😉👉1- Inviteo ny namanao i j'aime ny page ...
23/04/2024

Hello hello 🥰

Ity ary ilay jeu antsika ee ! 🤩🍀
Tsotra kely ny fandraisana anjara 😉

👉1- Inviteo ny namanao i j'aime ny page Yours.mdg
👉2- Commenteo hoe "je participe no mi-identifier namana 3 ihany koa
👉3 - Partageo en mode public ity publication

Izay fotsiny anie ehhhh !! ❤

Fisarihana ataontsika @ Dimanche 5 Mai. 🌈🌈

💎1er lot : robe manche longue verte
💎2e lot : Robe rose

Bonne chance daholo ary oooh ❤💋

Tena tsara anie oa ilay robe eeeh 🤌🥰Indraindray tsy dia mivoka ny lokony @ sary fa tena ho afa-po ianareo 🫶Mety tsara am...
23/04/2024

Tena tsara anie oa ilay robe eeeh 🤌🥰

Indraindray tsy dia mivoka ny lokony @ sary fa tena ho afa-po ianareo 🫶

Mety tsara amzao andro mafana b izao 🤩

🤣🤣🤣🤣
17/04/2024

🤣🤣🤣🤣

Merci bcp 🥹🥳Ho asintsika jeu v sa promotion ,sa inona no tianareo ? 🥳🥳🥳🥳Bonne semaine daholo 🥰
15/04/2024

Merci bcp 🥹🥳

Ho asintsika jeu v sa promotion ,sa inona no tianareo ? 🥳🥳🥳🥳

Bonne semaine daholo 🥰

Waoouuuhh 🤗🤗Ty robe Ty Tena tsara tissu mihaja satria crêpe 🥹Afaka entina mivavaka tsara 🥰Sady Efa natao Mora anie eee ❌...
14/04/2024

Waoouuuhh 🤗🤗
Ty robe Ty Tena tsara tissu mihaja satria crêpe 🥹
Afaka entina mivavaka tsara 🥰
Sady Efa natao Mora anie eee ❌35.000 ar ❌ au lieu de ❌40.000 ar ❌

Iza no taille S/M ato ? Idéal pour -1m58 (eo ambony lohalika) 🤩

Livraison demain

Offre exceptionnelle @ ty week-end ty ihany 🤩Ataontsika 35.000 ar daholo ny robe 😍Ouiii prix unique 35.000 ar Tissu Tena...
12/04/2024

Offre exceptionnelle @ ty week-end ty ihany 🤩

Ataontsika 35.000 ar daholo ny robe 😍
Ouiii prix unique 35.000 ar
Tissu Tena top 🔝

Aza tara fa amty week-end ty ihany an !
Livraison à partir demain 🫶

Tena tsara anie ity robe ity Nefa tsy hitanareo e ! 🥹Tissu matevina fa tsy manify kely 🥰Tsy Mila manao jupon zany 😉Iza n...
11/04/2024

Tena tsara anie ity robe ity Nefa tsy hitanareo e ! 🥹
Tissu matevina fa tsy manify kely 🥰
Tsy Mila manao jupon zany 😉

Iza no taille XS/S ato ?
Vidiny tena Mora satria 40.000 ar fotsiny Nefa qualité tena Top 🔝🥹

Bretelles afaka règlena 😉

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261328242598

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yours.mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share