C' Mada

C' Mada โœจ ๐‘ฉ๐’–๐’”๐’Š๐’๐’†๐’”๐’” ๐’†๐’ ๐’๐’Š๐’ˆ๐’๐’† โ€ข ๐‘ช๐’“๐’š๐’‘๐’•๐’
๐‘ฎ๐’‚๐’Š๐’๐’” ๐’†๐’• ๐’‚๐’”๐’•๐’–๐’„๐’†๐’” ๐‘ด๐‘ฎ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
+261324419315

26/08/2026
โค๏ธโ€๐Ÿ”ฅ๐Ÿ…ฐ๐Ÿ†‚๐Ÿ†ƒ๐Ÿ†„๐Ÿ…ฒ๐Ÿ…ด Kely ra ohatra  miovaova connexion tรฉlรฉphone  anao ndraydray h+ na 3g  ndraydray 4g . Rehefa mampiantra ity a...
19/08/2026

โค๏ธโ€๐Ÿ”ฅ๐Ÿ…ฐ๐Ÿ†‚๐Ÿ†ƒ๐Ÿ†„๐Ÿ…ฒ๐Ÿ…ด Kely ra ohatra miovaova connexion tรฉlรฉphone anao ndraydray h+ na 3g ndraydray 4g .
Rehefa mampiantra ity astuce ity ianao dia hijanona 4g rรฉseau eo connexion anao rehefa vita ny activation .
Zavatra atao :
๐ŸŸกMiditra ao clavier numรฉrique tรฉlรฉphone anao de tapeo * #* #4636 #* #* .
๐ŸŸกMisy menu maromaro miseo eo dia safidio ny " informations sur le tรฉlรฉphone"
๐ŸŸกMisy type rรฉseau maromaro ao fa safidina LTE only vita izay dia miova 4g automatique connexion anao.
โš ๏ธFanamarihana .
Tsy afaka andraisana appel na sms Ilay numรฉro rehefa activรฉ Ilay LTE only, ka ra tinao hiverina dia safidio fotsiny eo amban'ilay LTE only ohatra LTE/WCDMA de miverina normal .
Mankasitraka fona manaraka page efa ireo capture ambany ireo dingana rehetra ๐Ÿ™๐Ÿฝ๐Ÿ™๐Ÿฝ๐Ÿ™๐Ÿฝ
@๐Ÿ…ฒ'๐Ÿ…ผ๐Ÿ…ฐ๐Ÿ…ณ๐Ÿ…ฐ

๐Ÿ”๐‚๐Ž๐ƒ๐„ ๐€๐”๐“๐‡๐„๐๐“๐ˆ๐…๐ˆ๐‚๐€๐“๐„๐”๐‘ (๐Ÿ๐…๐€)๐Ÿ”ต Tehirizo tsara ny code ao compte sproutgigs antsika satria sanatria very Ilay phone na sim...
16/08/2026

๐Ÿ”๐‚๐Ž๐ƒ๐„ ๐€๐”๐“๐‡๐„๐๐“๐ˆ๐…๐ˆ๐‚๐€๐“๐„๐”๐‘ (๐Ÿ๐…๐€)
๐Ÿ”ต Tehirizo tsara ny code ao compte sproutgigs antsika satria sanatria very Ilay phone na simba na dรฉsinstaller Ilay application authentificateur de sahirana isika.
๐Ÿ”ต Tsara iany miresak support ra efa tojo anizany olana izany enao amizao satria possible isokatra Ilay compte.
Mankasitraka antsika fona manaraka page ra misy olana mandefasa mp fa tsy maintsy valiko fona na elaela Kely ary ๐Ÿ™๐Ÿฝ๐Ÿ™๐Ÿฝ๐Ÿ™๐Ÿฝ๐Ÿ™๐Ÿฝ

#๐‚'๐Œ๐š๐๐š

12/08/2026

Alefako ato amity groupe ity lien anio microtache Io voavao de sady ifampizara seo tsik ๐Ÿ™๐Ÿฝ๐Ÿ™๐Ÿฝ

Mp ๐Ÿ™๐Ÿฝ๐Ÿ™๐Ÿฝ
12/08/2026

Mp ๐Ÿ™๐Ÿฝ๐Ÿ™๐Ÿฝ

Address

Andohalo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when C' Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share