03/06/2026
Coucou 👋
Mety gaga ianareo elaela tsy nisy vaovao teto amin'ny pejy, mbola nifantoka tamin'ny fandraisana vahiny kely.🧑🍼
🙏 Misaotra anareo rehetra tamin'ny faharetana. ❤️👶"
Asao dieny izao ny namana fa ho avy indray ny lalao sy ny arrivage.