20/04/2026
Misokatra hatrany izahay ho anareo😁
Mpanao vente en ligne ve ianao, manana boutique en ligne , na koa entana aterina, taratasy maika, na entana hovidiana alaina nefa tsy manam-potoana?
👉 RALAITSIVERY EXPRESS dia afaka miara-miasa aminao mikarakara izany ho anao !
Izahay no maka sy manatitra ny entanao haingana sy azo antoka manerana an’i Antananarivo.
✅ Fanaterana haingana
✅ Fakana entana maimaim-poana
✅ Azo itokisana sy azo antoka
📦 Saran'ny fanaterana manomboka amin'ny 3 000 Ar
📞 Antsoy : 0341885840
💬 Antsoy izahay na mandefasa hafatra!!!
🤝 ETO IZAHAY VONONA HIARA HIASA
Arahao hatrany pejy