02/06/2026
Ity ary Ilay jeux antsika e ✨
🎁 Olona 3 bé izao no omena loka 🎁
Mahazo pack fikarakarana ato aminay izay voasarika. 😍
📌Tsotra kely ny conditions :
✅ Abonné eto @ page ianao
✅ Manasa namana 5 eo @ commentaire
✅ Partage @ groupe 3 misy anao
❌Tsy ekena ny compte fake sy verrouillé satria manjary tsy hitanay n'y partage-nareo ❌
Tirage : 08 juin 2026 à 19h 🥰
Goo🎉🎉