Paradisan'ny kiraro

Paradisan'ny kiraro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Paradisan'ny kiraro, Footwear Store, New City, Antananarivo.
(3)

👟👞👠👢​ Sublimez votre style avec Paradisan'ny Kiraro.
🔝 Sélection rigoureuse : Qualité garantie à chaque pas.
📍 Boutique en ligne basée à Tana.
📦 Service rapide et fiable.
👇 Découvrez nos modèles en images !
📞 WhatsApp :+261378494973

08/08/2026

🥳🎁 GRATUITE DAHOLO NY LIVRAISON ANIO 🎀🎁
ANIO IHANY IO AN!!😉
WhatsApp :0378494973

05/08/2026

Misy olana amin'ny famaliana messages ny pejy 😥
Miezaka mamaha olana farak'izay aingana izahay.
Mankasitraka indrindra 🙏

03/08/2026

JP crédit Airtel 1000Ar avy. Olona telo no mahazo.
Conditions : Mentionnéo namana 3, partage pub ato anaty groupe 3😉

☺️🤭Fa na ny fofon'ireto aza anie ka tena hoe fofona mpanankarena 🍃🎀Anisany kiraro lafo indrindra ato amin'ny pejy,efa ha...
02/08/2026

☺️🤭Fa na ny fofon'ireto aza anie ka tena hoe fofona mpanankarena 🍃

🎀Anisany kiraro lafo indrindra ato amin'ny pejy,efa hainareo loatra noho izany ny kalitaony 😉

🏷️ MADE IN ITALY

😊 Mazava ho azy fa 1er Choix

🔖 Pointures disponibles :

📍 Blanc :39 à 40
📍Bleu :40 à 44

💥 Prix :130.000Ar 💥

📦Sous carton d'origine 📦

🛋️☕🍵Andao aloha mba hiresadresaka kely fa aiza no dia hoe hivarotra sy hividy foana 🤣!🤔 Inona ilay kiraro mba tianao ho ...
31/07/2026

🛋️☕🍵Andao aloha mba hiresadresaka kely fa aiza no dia hoe hivarotra sy hividy foana 🤣!

🤔 Inona ilay kiraro mba tianao ho azo ato aminay ?

👇Eo hoe mba alatsaho anaty commentaires ao ijerenay azy 😁!(tsy maninona na ny loko sy anarany fotsiny aza 😊)

🤭🎁 Sao mba mihetsiketsika eo ny lohanay dia tena omenay maimaimpoana tokoa 😉( iza no mahalala 🤭)

🌸💮Anisany loko tena tian'ny vehivavy ny loko mavokely 😉💮🌸Fa vao mainka tena tiany rehefa ilay NB tena tiany iny no Rose ...
31/07/2026

🌸💮Anisany loko tena tian'ny vehivavy ny loko mavokely 😉

💮🌸Fa vao mainka tena tiany rehefa ilay NB tena tiany iny no Rose no lokony 🤭

🔖 Pointures disponibles :36_37_38_39

💥 Prix :65.000Ar 💥

💣💥 Faraparany sisa ireto Airmax ireto dia ataontsika mora  sady mbola Cadeau ihany koa ny livraison 🎁😉🎀 Couleurs disponi...
31/07/2026

💣💥 Faraparany sisa ireto Airmax ireto dia ataontsika mora sady mbola Cadeau ihany koa ny livraison 🎁😉

🎀 Couleurs disponibles : Rouge et noir,noir,vert armée, beige

🔖 Pointures disponibles : 43_44

💥 Prix :65.000Ar 💥

👌Kalitao jereo tsara fa tena raitra loatra 👌

30/07/2026

Be dongidongy daholo indray an! 😁
10 ihany anie ilay livraison gratuite e!🤭

👇🕶️👀Asio maso kely amin'izay ary ao anaty commentaires ao fa ao daholo no alefa izay kiraro rehetra azonao jifaina avy h...
30/07/2026

👇🕶️👀Asio maso kely amin'izay ary ao anaty commentaires ao fa ao daholo no alefa izay kiraro rehetra azonao jifaina avy hatrany 😉

🥵 Tena hoe hiraradraraka ny hatsaràna amin'ny vidiny mora be !!!

✔️🥳Izay folo voalohany manao commande rehetra anio mahazo livraison gratuite 🛵.

⏱️GO!GO!GO!

29/07/2026

👇👟Ao anaty commentaires ao daholo ny détails rehetra 😊

💥 Manomboka amin'ny 45.000Ar à 130.000Ar ny prix dia jerijereo dia safidio izay mety 😉

📞 WhatsApp :0378494973

Address

New City
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Paradisan'ny kiraro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category