Meine Perle Shop

Meine Perle Shop 🛍️Shopping en ligne 🇩🇪Sacs, Chaussures & produits cosmétiques authentiques d’Allemagne

Akory aby e🥰❌𝐄𝐍 𝐑𝐔𝐏𝐓𝐔𝐑𝐄 𝐃𝐄 𝐒𝐓𝐎𝐂𝐊❌Lany ilay Parfum La Rive ry zareo an🥰Mankasitraka be anareo rehetra 🙏🏾❤️
20/12/2024

Akory aby e🥰
❌𝐄𝐍 𝐑𝐔𝐏𝐓𝐔𝐑𝐄 𝐃𝐄 𝐒𝐓𝐎𝐂𝐊❌
Lany ilay Parfum La Rive ry zareo an🥰

Mankasitraka be anareo rehetra 🙏🏾❤️

Ireto dupe ny Sì Giorgio ireto sisa ny Parfum disponible ho an‘izay mbola tsy nahazo🤗Hummm😍manimanitra ery @ Noël miarak...
07/12/2024

Ireto dupe ny Sì Giorgio ireto sisa ny Parfum disponible ho an‘izay mbola tsy nahazo🤗
Hummm😍manimanitra ery @ Noël miaraka
@ LA RIVE in Women

🔥𝐋𝐀 𝐑𝐈𝐕𝐄🔥𝐄𝐚𝐮 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐫𝐟𝐮𝐦🔥
✅pour femme

✔️LA RIVE in Women Red (100ml)🔸Dupe ny Sì Giorgio Armani Passione

✔️LA RIVE In Women (90ml)🔸Dupe ny Sì Giorgio Armani

PRIX: 46000Ariary

🚚Manao Livraison sy mandefa any @ faritra koa izahay

MP ARY IZAY HAKA AZY OH

Coucou daholo🤗🚨ARRIVAGE🚨☝️REDISPONIBLE ilay crème anti-tâche BaleaMP ary ary izay tsy nahazo t@ ilay farany iny oh
22/11/2024

Coucou daholo🤗

🚨ARRIVAGE🚨
☝️REDISPONIBLE ilay crème anti-tâche Balea

MP ary ary izay tsy nahazo t@ ilay farany iny oh

Coucou daholo🥰

Crème anti-tâche manala tasy @ tarehy, na ilay mainty be reny aza dia afaka daholo😍😍
Tena oe madio ny tarehy☝️
Sady tena éfficace be izy ity satria afaka 4semaines ianao dia mahita résultat☝️

🌸𝑩𝒂𝒍𝒆𝒂🌸𝑽𝑰𝑻𝑨𝑴𝑰𝑵 𝑪
𝑫𝑼𝑵𝑲𝑳𝑬 𝑭𝑳𝑬𝑪𝑲𝑬𝑵 𝑨𝑼𝑭𝑯𝑬𝑳𝑳𝑬𝑹

✅50ml
✅à base Vitamin C & niacinamide
✅manome éclat ny tarehy
✅@ tarehy madio avy nosasana no hampiasana azy an
✅sady afaka atao base Make-up koa izy

PRIX: 30000Ariary

🚚Manao Livraison izahay ary mandefa any @ faritra koa

Gamme Balea natural beauty😍Tena tsara be koa izy ity satria mamerina ny volo ho salama🥰Natao ho an‘ny volo maina☝️🌸𝑩𝒂𝒍𝒆𝒂...
05/11/2024

Gamme Balea natural beauty😍
Tena tsara be koa izy ity satria mamerina ny volo ho salama🥰
Natao ho an‘ny volo maina☝️

🌸𝑩𝒂𝒍𝒆𝒂 𝒏𝒂𝒕𝒖𝒓𝒂𝒍 𝒃𝒆𝒂𝒖𝒕𝒚🌸
𝐅𝐞𝐮𝐜𝐡𝐭𝐢𝐠𝐤𝐞𝐢𝐭𝐬𝐬𝐩𝐞𝐧𝐝𝐞𝐧𝐝𝐞
✅A base d’extrait Hibiscus & lait de coco
✅mihydraté tsara ny volo
✅mampangirana sy mampalefaka volo
✅97% produit bio

☘️Vegan
❌Sans silicone
❌Sans sulfate
💯Authentique 🇩🇪

Shampooing 400ml: 17000Ariary
Après-Shampooing 350ml: 17000Ariary
Lait Capillaire 150ml:

🚚Mandefa any @ faritra sy manao Livraison izahay
MP ary izay haka azy oh

Andao hanao Shopping Parfum @ ilay authentique nefa mora isika☝️Hummm😍manitra loatra ireto manjakely iretoDupe na jumeau...
03/11/2024

Andao hanao Shopping Parfum @ ilay authentique nefa mora isika☝️
Hummm😍manitra loatra ireto manjakely ireto
Dupe na jumeaux an‘ilay Parfum de luxe ireny izy ireto an🥰
Tena oe mitovy be mitsy ny fofony😍

🔥𝐋𝐀 𝐑𝐈𝐕𝐄🔥𝐄𝐚𝐮 𝐝𝐞 𝐩𝐚𝐫𝐟𝐮𝐦🔥

✅pour femme
✔️LA RIVE Mme ISABELLE🔸Dupe ny Chanel- Coco Mademoiselle
✔️LA RIVE Sweet Hope🔸Dupe ny Dior-Hypnotic Poison
✔️LA RIVE Destinée🔸Dupe ny YSL -Libre
✔️LA RIVE Miss Dream🔸Dupe ny Carolina Herrera-
Good Girl
✔️LA RIVE in Women Red🔸Dupe ny Sì Giorgio Armani Passione
✔️LA RIVE In Women🔸Dupe ny Sì Giorgio Armani
✔️LA RIVE Elegant🔸Dupe ny
Maison Francis Kurkdjian Paris - Baccarat rouge 540
✔️LA RIVE Cash🔸Dupe ny Rabanne - Lady Million
✔️LA RIVE Her Choice🔸Dupe ny Armani Giorgio
-My Way

✅Eau de toilette pour Homme
✔️LA RIVE Heroic Man🔹Dupe ny Emporio Armani-Stronger with you
✔️LA RIVE Cash🔹Dupe ny Rabanne-1 million

PRIX: 46000Ariary

MP izay te haka oh🤗
🚚Manao Livraison sy mandefa any @ faritra koa izahay

Hello les filles🥰Ndao hanomana ny Noël isika fa kely sisa anie dia tonga e🤗𝐑𝐀𝐈𝐃 𝐋𝐎𝐍𝐃𝐎𝐍 🤍 ✔️Talon: 9cm✔️Pointure 37 - 38📦...
30/10/2024

Hello les filles🥰
Ndao hanomana ny Noël isika fa kely sisa anie dia tonga e🤗

𝐑𝐀𝐈𝐃 𝐋𝐎𝐍𝐃𝐎𝐍 🤍
✔️Talon: 9cm
✔️Pointure 37 - 38
📦Sous carton
✅Dispo de suite
🇩🇪Authentique

PRIX: 150000Ariary

🚚Manao Livraison sy mandefa any @ faritra izahay
MP ary izay haka azy

❌𝐄𝐍 𝐑𝐔𝐏𝐓𝐔𝐑𝐄 𝐃𝐄 𝐒𝐓𝐎𝐂𝐊❌Lany ilay Balea tianareo beMankasitraka be anareo 🙏🏾❤️☝️Ho avy tsy ho ela ny Arrivage fa araho tsy ...
24/10/2024

❌𝐄𝐍 𝐑𝐔𝐏𝐓𝐔𝐑𝐄 𝐃𝐄 𝐒𝐓𝐎𝐂𝐊❌
Lany ilay Balea tianareo be
Mankasitraka be anareo 🙏🏾❤️
☝️Ho avy tsy ho ela ny Arrivage fa araho tsy tapaka ny pejy

Coucou daholo🥰

Crème anti-tâche manala tasy @ tarehy, na ilay mainty be reny aza dia afaka daholo😍😍
Tena oe madio ny tarehy☝️
Sady tena éfficace be izy ity satria afaka 4semaines ianao dia mahita résultat☝️

🌸𝑩𝒂𝒍𝒆𝒂🌸𝑽𝑰𝑻𝑨𝑴𝑰𝑵 𝑪
𝑫𝑼𝑵𝑲𝑳𝑬 𝑭𝑳𝑬𝑪𝑲𝑬𝑵 𝑨𝑼𝑭𝑯𝑬𝑳𝑳𝑬𝑹

✅50ml
✅à base Vitamin C & niacinamide
✅manome éclat ny tarehy
✅@ tarehy madio avy nosasana no hampiasana azy an
✅sady afaka atao base Make-up koa izy

PRIX: 30000Ariary

🚚Manao Livraison izahay ary mandefa any @ faritra koa

Miarahaba harivariva🙋🏽‍♀️Tsy manao Livraison izahay manomboka ny talata 15 Octobre ka hatr@ alakamisy 17 Octobre noho ny...
13/10/2024

Miarahaba harivariva🙋🏽‍♀️

Tsy manao Livraison izahay manomboka ny talata 15 Octobre ka hatr@ alakamisy 17 Octobre noho ny antony manokana🙏🏾
Manomboka ny zoma 18 Octobre dia miverina eto indray izahay🥰

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra🤗

Vitsivitsy sisa ilay fer à lisser Re*****on an🤗Mbola VAOVAO sady sous carton ireto an☝️🇩🇪Authentique avy any Allemagne h...
13/10/2024

Vitsivitsy sisa ilay fer à lisser Re*****on an🤗

Mbola VAOVAO sady sous carton ireto an☝️
🇩🇪Authentique avy any Allemagne hatrany
Afapo be daholo izay naka azy ity tato aminay🥰

𝑹𝒆𝒎𝒊𝒏𝒈𝒕𝒐𝒏 🔥𝑪𝑬𝑹𝑨𝑴𝑰𝑪 𝑺𝑳𝑰𝑴 220
✅Température reglable jusqu‘à 220 °C
💯qualité au top

Prix: 160 000Ariary

📍Livraison Tana sy mandefa any @ faritra izahay
MP ary izay te hanana Re*****on ☺️

🇩🇪 by

Coucou daholo🥰Crème anti-tâche manala tasy @ tarehy, na ilay mainty be reny aza dia afaka daholo😍😍Tena oe madio ny tareh...
08/10/2024

Coucou daholo🥰

Crème anti-tâche manala tasy @ tarehy, na ilay mainty be reny aza dia afaka daholo😍😍
Tena oe madio ny tarehy☝️
Sady tena éfficace be izy ity satria afaka 4semaines ianao dia mahita résultat☝️

🌸𝑩𝒂𝒍𝒆𝒂🌸𝑽𝑰𝑻𝑨𝑴𝑰𝑵 𝑪
𝑫𝑼𝑵𝑲𝑳𝑬 𝑭𝑳𝑬𝑪𝑲𝑬𝑵 𝑨𝑼𝑭𝑯𝑬𝑳𝑳𝑬𝑹

✅50ml
✅à base Vitamin C & niacinamide
✅manome éclat ny tarehy
✅@ tarehy madio avy nosasana no hampiasana azy an
✅sady afaka atao base Make-up koa izy

PRIX: 30000Ariary

🚚Manao Livraison izahay ary mandefa any @ faritra koa

Te hampiasa deo crème ve ianao nefa manana hoditra sensible??Ity ary no vahaolana😍😍Sady maina tsara ery ny helika an☝️Ar...
01/10/2024

Te hampiasa deo crème ve ianao nefa manana hoditra sensible??
Ity ary no vahaolana😍😍
Sady maina tsara ery ny helika an☝️
Ary mbola manana fofona tsarakely🥰

🌺𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀🌺 𝑫𝑬𝑶𝑪𝑹𝑬𝑴𝑬 𝑨𝑵𝑻𝑰-𝑻𝑹𝑨𝑵𝑺𝑷𝑰𝑹𝑨𝑵𝑻
Deo crème Anti-transpirant 24h

✅sans alcool
✅miaro ny helika tsy ho tsemboka sy tsy hisy fofona
✅50ml

PRIX: 17000Ariary

Tena be mpankafy koa ity deo crème ity🥰Tsara fofona be sady tsy mahatsemboka ny helika mitsy😍Sady manafotsy koa☝️Ary ahi...
01/10/2024

Tena be mpankafy koa ity deo crème ity🥰
Tsara fofona be sady tsy mahatsemboka ny helika mitsy😍
Sady manafotsy koa☝️
Ary ahitana bicarbonate☝️

🌸𝑩𝒂𝒍𝒆𝒂🌸𝑫𝒆𝒐𝒄𝒓𝒆𝒎𝒆

Deo crème 48h
✅Parfum de magnolia & framboise
✅avec Natron
✅50ml
❌sans Aluminium
❌sans alcool

PRIX: 17000Ariary

MP ary izay haka azy

🚚Mandefa any @ faritra koa izahay

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Meine Perle Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Meine Perle Shop:

Share