Fanaka ts'art/page

Fanaka ts'art/page Manao ny fanaka rehetra mombany hazo sy vy ,
0348706781

"TE HAHOMBY ARA-BOLA VE IANAO?Ny Centre de formation e-Boss Plus Academy.Miaraka @ Coach Fabien Kintana Mamiratra ( 29 a...
26/02/2025

"TE HAHOMBY ARA-BOLA VE IANAO?

Ny Centre de formation e-Boss Plus Academy.

Miaraka @ Coach Fabien Kintana Mamiratra ( 29 ans d'expériences).

Vonona hamaly ny hetahetanao.

Manasa anao hiatrika FAMPIOFANANA @ Teny malagasy

MASTERCLASS FORMATION

MODULE 01: LEADERSHIP

MODULE 02: MANAGEMENT

MODULE 03:EDUCATION FINANCIERE

MODULE 04: ENTREPRENEURIAT.

TOERANA: AMPHITHEATRE SAINTE FAMILLE MAHAMASINA.

ANDRO SY ORA: AFAKA MISAFIDY
VAGUE 01: Alahady 23 Febroary 2025 @ 08h-12h
VAGUE 02: Alahady 02 Martsa 2025 @ 08h-12h
VAGUE 03: Alahady 02 Martsa 2025 @ 13h-17h.

HISY NY FIZARANA ATTESTATION DE FIN DE FORMATION

HISY FIVAROTANA BOKY VOLAMENA ( TOMES 1-2-3) ahitana PAIKA HO ENTINA MIKETRIKA sy MIKOTRIKA ary MIKATROKA ho amin'ny FAHOMBIAZANA eo @ lafim-piainana rehetra.

" FITAHIANA HO ANAO NY ANTOM-PISIANAY".

FILAN-KEVITRA: 038 15 404 34.

Miarahaba ntsika rehetra ôoooh☺️. Efa misotraka koa zao ny whatsapp afahantsika miresaka, @ ito numero ito.  034 87 067 ...
16/02/2025

Miarahaba ntsika rehetra ôoooh☺️. Efa misotraka koa zao ny whatsapp afahantsika miresaka, @ ito numero ito.
034 87 067 81🆘

Salama daholo ntsika rehetra , ireto misy ho antsika rehetra .Manao commande table sy seza ianao mitovy @ sary dia hatao...
09/02/2025

Salama daholo ntsika rehetra , ireto misy ho antsika rehetra .
Manao commande table sy seza ianao mitovy @ sary dia hataonay , izay loko tinao (vy sy hazo ) na firy na firy fa hataonay , homenay fienambidy ianao ra manka maro .asa tsara tsy hanenenana , finition ataonay tsara , ary asinay ambou tsy hanakika ny cement sy carreaux,
*table 60cm carré , hauteur 75cm (afaka manao sur mesure ihany kou )350.000 ar; manka maro 300.000ar
*seza ho an'i ankizy(65.000ar) ;fa afaka manao ho olon-dehibe(90.000ar) izahay
Afaka hifanamboarana tsara ny prix
Mp tompoko na antsoy ny 034 87 067 81
Lieu ambatobe .

Salama daholo tompoko ôoooh, ireto ndray disponible ato aminay , afaka manao livraison tompoko , ary afaka mandray comma...
27/01/2025

Salama daholo tompoko ôoooh, ireto ndray disponible ato aminay , afaka manao livraison tompoko , ary afaka mandray commande ihany koa ,
*Chaise hoan'ankizy sy ho an'olon-dehibe.
*petit étagère 3étages ,4étages
Mp tompoko.

Promotion ho antsika rehetra ôooh. 65.000ar izy teo aloha ,ra manka anizy 6pieces dia 55.000ar ny anakiray .afaka manao ...
06/01/2025

Promotion ho antsika rehetra ôooh. 65.000ar izy teo aloha ,ra manka anizy 6pieces dia 55.000ar ny anakiray .afaka manao livraison.
25cm carré ,55cm ny hauteur.
034 87 067 81.

Salama daholo ôooh. Ireto misy chaise bar hamidy 130.000ar tompoko ny anakiray ,8pièces no disponible, Mety tsara @ ny t...
06/01/2025

Salama daholo ôooh.
Ireto misy chaise bar hamidy 130.000ar tompoko ny anakiray ,8pièces no disponible,
Mety tsara @ ny table haute tompoko.
Tsy mampianjera ,35cm ny diametre , hauteur 80 cm .
Afaka mandray commande ihany koa tompoko.
Afaka manao livraison . faritany
034 87 067 81

Salama tompoko, ireto avy no disponible ato aminay , manomboka @ 150.000ar tompoko .Afaka mandray commande ihany koa zah...
07/11/2024

Salama tompoko, ireto avy no disponible ato aminay , manomboka @ 150.000ar tompoko .
Afaka mandray commande ihany koa zahay .
Afaka manao Livraison tompoko.
Lieu ambatobe
034 87 067 81


Address

Ambatobe Residentiel
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanaka ts'art/page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share