Jeep Galety

Jeep Galety “👕Fitafy manaitra, style tsy manam-paharoa🛍️”
WhatsApp : +261 34 01 441 77

09/03/2026

🚨Aza adino fa efa misokatra ho antsika rehetra tsy an-kanavaka ny boutique " Harena Boutique" izay ahitanao :
📍Ensemble pour homme
📍Tee-shirt
📍Short
📍Tennis
📍Kapa

📞: 032 86 233 80

Ato live tsika ariva amin'ny 14h aza adino🎉Article pour homme🎉
09/03/2026

Ato live tsika ariva amin'ny 14h aza adino🎉Article pour homme🎉

🔥 LIVE VENTE POUR HOMME RAHAMPITSO – 14H 🔥
Ho avy ny Live vente rahampitso amin’ny 14h.
Hisy entana maro tsara kalitao:
👕 T-shirt
👕 Polo
👟 Kiraro
🩴kapa oditra
🧥 Sweet
👖 Jogging
👕 Ensemble
Aza adino ny manaraka ny page ary midira live rahampitso amin’ny 14h hijery ny modely rehetra sy ny prix.
Misy prix promotionnel mandritra ny live.
👉 Zarao amin’ny namana koa sao misy tiany.



Araka ny vaovao voa marina dia hita tamnin’ny 11h mahery  ny tapan’ny ambanin’ilay zaza raha toa ka lanin’ilay voay ny t...
05/03/2026

Araka ny vaovao voa marina dia hita tamnin’ny 11h mahery ny tapan’ny ambanin’ilay zaza raha toa ka lanin’ilay voay ny tampany ambony. Saingy mbola Tsy hita ilay voay hatreto
miara ory @ finakavin'ilay zaza lahy sy mirary fiononana feno tompoko😭🙏🙏🙏

05/03/2026

Atolotra ampitiavana❤️....episode 1😴😅
Vohitriniaina "Tsy ilaiko intsony" .
Abonnez-vous et likée et partagé 🇫🇷🇲🇬

05/03/2026

Mampalahelo be😭💔
😭Zaza lahy kely teo amin'ny 8 taona no lanin'ny Voay tao amin'ny commune Rurale Berevo, District Beloha tsiribihina omaly💔

🟢𝗧𝘀𝘆 𝗻𝗮𝘃𝗲𝗹𝗮 𝗻𝗶𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗮𝘁𝘆 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝘇𝗮𝘇𝗮 𝗳𝗼𝗹𝗮𝗸𝗮 𝗸𝗮 𝗻𝗮𝗺𝗼𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗶𝗻𝘆 𝗳𝗮 𝗹𝗮𝘇𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗳𝗮 𝘃𝗮𝗿𝗶𝗼𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝘀𝗶𝗻𝗴𝗲Tamin'ny 6 ora maraina no to...
02/03/2026

🟢𝗧𝘀𝘆 𝗻𝗮𝘃𝗲𝗹𝗮 𝗻𝗶𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗮𝘁𝘆 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝘇𝗮𝘇𝗮 𝗳𝗼𝗹𝗮𝗸𝗮 𝗸𝗮 𝗻𝗮𝗺𝗼𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗶𝗻𝘆 𝗳𝗮 𝗹𝗮𝘇𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗳𝗮 𝘃𝗮𝗿𝗶𝗼𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝘀𝗶𝗻𝗴𝗲

Tamin'ny 6 ora maraina no tonga tany Toamasina (sary masina) ny razana ka nahazo filazana zareo fa miandry aloha tsy mankany an-trano, efa atoandro vao navela nandeha ka nilazana fa positif amin'ny variole de singe ilay zaza maty ka tsy azo iandrasana, narahana zandary izy ireo ary mandalo kely any an-trano fotsiny avy eo tonga dia alevina.
Nilaza anefa ny reniny fa tsy variole de singe izany no nahazo ny zanany fa tongotra nivonto (folaka), nangataka ny taratasy valin'ny analyse izy fa tsy nahazo. Ary mangataka mba amin'ny alarobia no alevina mba iandrasana ao an-trano ny vata-mangatsiakan'ity vavy tokany ity.
Tsy mbola nisy valiny avy amin'ny fanjakana moa izany hatreto.

Source: Tsetsatsetsa tsy aritra

01/03/2026

zah ono mampianatra an'i Ravôx manao makorel ozy ny mamany😒😅😴...
Alefa partagé et abonnez-vous raha te ahita ny vidéo lava complet miaraka amin'ny Voa Hirana sy Eldorado mille carats😌
Bonne nuit.

01/03/2026

Araky ny nambaran'i Damour 501 maman'ilay zazavavy kely maty dia efa andalana amoaka ny razana izy ireo amin'izao. ka nisaotra ny minisitry ny fahasalamana ny tenany💔

01/03/2026

mampalaelo tena mampalaelo💔...mirary fiononana feno🥺...Ampio izy ho an'izay mahalala tanana🙏... Damour 501 mahereza ♥️🙏🥺

27/02/2026

Fangatahan'le abonné ako de nataoko🤣♥️
Disponible sur TikTok: 🇨🇵Jeep Galety🇲🇬

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeep Galety posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Clothing Store?

Share