Nhou'shop

Nhou'shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nhou'shop, Apparel & Clothing, 231 ter andavamamba anatihazo II, Antananarivo.

Vente des articles et accessoires de qualité à petit prix
🔌👗👠👓

Recuperation : Ampefiloha près du complexe scolaire 😇
Livraison possible partout Madagascar 🚴

Contact : 034 62 896 48/033 48 318 48

Miarahaba atsika rehetra 😊Efa vonona ny livraison androany✔💯Efa marobe no afapo nampiasa Ka aza misalasala 🤗🔥Mbola tsy m...
09/03/2026

Miarahaba atsika rehetra 😊
Efa vonona ny livraison androany✔💯
Efa marobe no afapo nampiasa Ka aza misalasala 🤗🔥
Mbola tsy miova ny prix an24 000 ar foana
Izay fa bonne semaine à tous😘

Miakatra bé anie izao ry reto ny charbon eeeIty anefa tena mahamasaka tsaramaso s'y tongotr' omby Tsy mifidy vilany ihan...
28/02/2026

Miakatra bé anie izao ry reto ny charbon eee
Ity anefa tena mahamasaka tsaramaso s'y tongotr' omby
Tsy mifidy vilany ihany koa an

fatana courant marque HOT PLATE
Spirale simple feu 23000 ar
manao lirvaison sy mandefa any amin'ny faritra

Mbola misy foana ny fatana anMp commande
17/11/2025

Mbola misy foana ny fatana an
Mp commande

fatana courant marque HOT PLATE
Spirale simple feu 23000 ar
manao lirvaison sy mandefa any amin'ny faritra

12/11/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jejojejo Tsara, Yõn Ship Rf, Mpanao Fasana

29/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Souleymane Ouedraogo, Mëndrikã Niainã

fatana courant marque HOT PLATESpirale simple feu 23000 ar manao lirvaison sy mandefa any amin'ny faritra
22/10/2025

fatana courant marque HOT PLATE
Spirale simple feu 23000 ar
manao lirvaison sy mandefa any amin'ny faritra

NY TANTARAM-PIAINAN’NY FILOHAM-PANJAKANA NY KOLONELY MICHAËL RANDRIANIRINATeraka tamin’ny 23 Aogositra 1973 tao Sevohipo...
19/10/2025

NY TANTARAM-PIAINAN’NY FILOHAM-PANJAKANA NY KOLONELY MICHAËL RANDRIANIRINA

Teraka tamin’ny 23 Aogositra 1973 tao Sevohipoty, tanàna kely ao amin’ny Distrikan’Ambovombe, Faritra Androy, i Kolonely Michaël Randrianirina. Tao Ambovombe sy Fort Dauphin no nandalovany ny fahazazany sy ny fianarany fototra.

Taorian’izay dia nihazo an’Antsirabe izy mba hanohy fiofanana tao amin’ny Akademia Miaramila Antsirabe. Tao no nanombohany namolavola ny toetra maha-mpitari-dalana azy, ka nambolena taminy ny fahitsiana, ny fahaiza-mitarika, ary ny fahavononana hanompo an’i Madagasikara amin’ny fo sy fanahy.

👉 Dingana teo amin’ny asany

Tamin’ny taona 2016 hatramin’ny 2018, notendrena ho Chef de Région tao amin’ny Faritra Androy izy. Tao anatin’izany fotoana izany, dia naneho fahavononana sy fahaiza-mitantana miavaka izy teo amin’ny sehatry ny fitandroana ny filaminana, ny fampandrosoana, ary ny fampiraisana ny fiarahamonina tao amin’io faritra marefo io, izay matetika iharan’ny hain-tany sy fahantrana.

Taorian’izany, dia voatendry ho Komandin’ny Batalionan’ny Tafika an-tanety teto Toliara izy, andraikitra notanterahiny hatramin’ny taona 2022. Nandritra io fe-potoana io dia nahazo fankasitrahana sy fanajana avy amin’ny mpiara-miasa sy ny vahoaka izy, noho ny fahendrena sy ny fahaiza-mitantana nasehony.

Nanomboka tamin’ny 2022, dia nisahana ny fibaikoana ny CAPSAT i Kolonely Michaël Randrianirina, hatramin’ny fotoana nahavoatendry azy ho Filohampanjakana ankehitriny (Source : Wikipédia).

👉 Fiainana ara-panahy sy ara-pianakaviana

Ankoatra ny asa miaramila, i Kolonely Michaël Randrianirina dia mpanompon’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM), amin’ny maha-Mpiandry azy, toy ny vadiny ihany koa. Izany fiainam-panahy izany no loharanon’ny fahendrena sy fitiavana olona izay mitarika ny fihetsiny sy ny fanapahan-keviny amin’ny asa fanompoana.
Manan-janaka roa lahy izy mivady.

👉 Fandraisana andraikitra amin’ny fitondrana

Noho ny antso sy fitakian’ny vahoaka Mala

Fatana courant marque HOT PLATE Consomation 1000 W tsy mifidy vilany,mahamasaka izay andrahoinao rehetraSpirale simlpe f...
10/10/2025

Fatana courant marque HOT PLATE
Consomation 1000 W tsy mifidy vilany,mahamasaka izay andrahoinao rehetra
Spirale simlpe feu 23 000 ar
Spirale double feu 42 000 ar
Plaque simple feu 32 000 ar
Plaque double feu 50 000 ar

Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra
Recuperation: Ampefiloha akaikin'ny Laura hotel
034 62 896 48/033 48 318 48

Address

231 Ter Andavamamba Anatihazo II
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nhou'shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share