Manj'elatra

Manj'elatra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manj'elatra, Accessories, Antananarivo.

Karakarao sy arovy tsara ny oditry ny zazah amin'izao ririnina izaoNifampitadiavana be fa efa tonga izy ity🤗Lot Babymed ...
30/06/2023

Karakarao sy arovy tsara ny oditry ny zazah amin'izao ririnina izao
Nifampitadiavana be fa efa tonga izy ity🤗
Lot Babymed : 20 000ar izy telo ✨
Savon + lait de toilette + eau de toilette petit chéri
Tena tsara sady malefaka be 😋 nouveau né dia efa mety aminy 🫶🏽

Testé et approuvé par les dermatologues ✅
Authentique ✅

Lieu : Itaosy Cité ampitan'ny tsena
Livraison partout à Madagascar 📦
Tel : 0341698480

Gamme pour bébé 👶Prix : 20 000ar les 4 🛍Ho an'ny aaaah vao teraka hatramin'ny 3taonaShampoing (tsy manaikitra maso) + Sa...
17/05/2023

Gamme pour bébé 👶
Prix : 20 000ar les 4 🛍
Ho an'ny aaaah vao teraka hatramin'ny 3taona
Shampoing (tsy manaikitra maso) + Savon + Lotion + Talc (poudre)
Miaro sy mitaiza tsara ny oditrin'ny zazah 🥰

Livraison et récupération possible 📦
Mp na miantso ny 0341698480

Tsy misy tsara hafatsy ny mampiasa zavatra azo antoka tsara ho an'ny zazah 🥰Gamme Sairo provenant d'Espagne  (mitovy qua...
12/04/2023

Tsy misy tsara hafatsy ny mampiasa zavatra azo antoka tsara ho an'ny zazah 🥰
Gamme Sairo provenant d'Espagne (mitovy qualité amin'ny Amalfi ihany) Shampoing 300ml Lait corporel 300ml Huile du corps 300ml

Authentique ✅
Manomboka nouveau né dia efa mety ✅
Testé et approuvé par les dermatologues ✅

Livraison et récupération possible 📦
Mp ou contacter directement le 0342749071

Miarahaba ny client rehetra! Ilazana fa tsy manana accès amin'ity page-nay ity intsony izahay fa nisy olon-dratsy n pira...
21/03/2023

Miarahaba ny client rehetra!
Ilazana fa tsy manana accès amin'ity page-nay ity intsony izahay fa nisy olon-dratsy n pirate 😔
Amin'ity vaovao ity indray izahay no mitafa sy manolotra zava-baovao ho anareo
Ho avy izao ny arrivage maromaro fa araho tsy tapaka ny pejy 🤗 Sady misy nouveautés be dia be ho avy 🥰

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manj'elatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share