12/08/2026
‼️‼️ Kapakapa Vacances ooohhh ‼️‼️
Coucou les zamies...Mbola mañana anreto disponible isika anh. Misy ho an'ny ankizy ireo dia misy ho an'ny maman koa ☺️
12.000 ar dia efa mahazo anh ☺️
Efa @ sary daholo ny détails (pointure sy couleur dispo) dia jereo h@ farany ☺️
Ndao ary....