Tutie Shop

Tutie Shop Tout ce que tu aimes,Au meilleur prix🥰

✨ VAOVAO AO @ TUTIE SHOP! ✨🎒 Kitapo friperie ho an'ny ankizy voafantina tsara, mbola madio ary tsara ampiasaina.💛 Modely...
06/07/2026

✨ VAOVAO AO @ TUTIE SHOP! ✨

🎒 Kitapo friperie ho an'ny ankizy voafantina tsara, mbola madio ary tsara ampiasaina.

💛 Modely kawaii maro, kalitao tsara, vidiny mirary.

📩 Alefaso message raha haka sary fanampiny na hanao réservation.

🏃‍♀️ Stock voafetra – izay tonga aloha no mahazo! 💕

18.000ar monja fotsiny nefa🥰

Manao livraison partout à Madagascar

Tel: 034 01 033 58

Marque: Airline   Loko: Bleu marine    Valise cabine   Tissu polyester misy coque semi-rigide   Poignée télescopique    ...
30/06/2026

Marque: Airline

Loko: Bleu marine

Valise cabine

Tissu polyester misy coque semi-rigide

Poignée télescopique

Poignée ambony hoentina amin'ny tanana

Compartiment lehibe malalaka

Sangles croisées hitazonana ny akanjo

Poche intérieure zippée

Filet de rangement misy zip

Fermeture éclair double

Manao livraison partout Madagascar

Prix Mora be 80.000 ar

034 01 033 58

🤖✨ **MITADY KILALAO MAHAFINARITRA HO AN'NY ANKIZY?** ✨🤖🎉 Tonga eto ny ** 𝐃𝐀𝐍𝐂𝐈𝐍𝐆 𝐉𝐄𝐋𝐋𝐘 𝐅𝐈𝐒𝐇* izay tena ankafizin'ny anki...
25/06/2026

🤖✨ **MITADY KILALAO MAHAFINARITRA HO AN'NY ANKIZY?** ✨🤖

🎉 Tonga eto ny ** 𝐃𝐀𝐍𝐂𝐈𝐍𝐆 𝐉𝐄𝐋𝐋𝐘 𝐅𝐈𝐒𝐇* izay tena ankafizin'ny ankizy!

✅ Mandeha ho azy
✅ Mahafinaritra sy manintona ny mason'ny ankizy
✅ Fanomezana tsara ho an'ny zanaka na havana
✅ Mampifaly sy mampiala voly

💰 **25.000 Ar monja**

🚚 **Misy livraison** ka tsy mila mivoaka ny trano ianao!

⚠️ **Isa voafetra!** Aza miandry ho lany vao hanafatra.

📩 Alefaso avy hatrany ny hafatra privé na antsoy izahay raha hanafatra.

**Robot iray, tsiky an-jatony ho an'ny zanakao! 🤖❤️**

+261 34 01 033 58

Address

Lot Vg 3 Bis Antsahabe
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tutie Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share