Kamilla

Kamilla ๐Ÿ‘  Sandales et chaussures femme sur commande โœจ personnalisรฉes pour vous ๐Ÿ‘Œ
๐Ÿ“ฉ MP pour commander
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Vita Malagasy prรชt ร  porter

Hevitra iray koa ity :  manome modรจle atambatra dia mahazo modรจle vaovao ๐Ÿ‘Œ afa-po be izy ๐Ÿ˜Mankasitraka foana ๐Ÿ™
10/09/2026

Hevitra iray koa ity : manome modรจle atambatra dia mahazo modรจle vaovao ๐Ÿ‘Œ afa-po be izy ๐Ÿ˜
Mankasitraka foana ๐Ÿ™

07/09/2026

Mba hazavao aminy kosa akia hoe nicommandiana anle kapa sy kiraro ny sasany t@le izy an ๐Ÿซฃ panaelo lery ๐Ÿ˜‚

๐—ง๐—”๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—›๐—”๐—ง๐—ฅ๐—˜๐—ข โŒ Ampy izay ny fiaretana ny kapa mankarary voditongotra tsy mampahazo aina ๐Ÿ™… Safidio ny kapa ato @ Kamill...
07/09/2026

๐—ง๐—”๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—›๐—”๐—ง๐—ฅ๐—˜๐—ข โŒ Ampy izay ny fiaretana ny kapa mankarary voditongotra tsy mampahazo aina ๐Ÿ™…

Safidio ny kapa ato @ Kamilla , andramo dia ho hitanao fa :

โœ… Malefaka sy mampahazo aina tsara ny semelle anatiny
โœ… souple tsara sady ๐“๐’๐˜ ๐Œ๐€๐‹๐€๐Œ๐€ ny semelle ivelany
โœ… Kapa antonona anao tsara, tsy hankarary ny tongotrao no azonao ๐Ÿ‘Œ

โžก๏ธ Midira mp avy hatrany raha hicommande ianao, voafetra ny commande raisinay (tsy misy disponible de suite ireo)

๐Ÿ“ธ photo rรฉelle
Vita Malagasy ny antsika ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Raha te ho afa-po ianao toa azy dia tongava mp avy hatrany ๐ŸฅฐMirary soa โค๏ธ
06/09/2026

Raha te ho afa-po ianao toa azy dia tongava mp avy hatrany ๐Ÿฅฐ
Mirary soa โค๏ธ

Inspiration du dimanche ๐Ÿ˜Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ๐Ÿ˜˜Sary nindramina
06/09/2026

Inspiration du dimanche ๐Ÿ˜
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ๐Ÿ˜˜

Sary nindramina

Alaivo sary an_tsaina kely hoe ianareo 5 vavy manao azy ireto  e ๐Ÿ˜ aoka fotsiny ๐Ÿ‘ŒAraraoty fa nataonay 5 paires dia mahaz...
05/09/2026

Alaivo sary an_tsaina kely hoe ianareo 5 vavy manao azy ireto e ๐Ÿ˜ aoka fotsiny ๐Ÿ‘Œ
Araraoty fa nataonay 5 paires dia mahazo prix de gros noho ny fangatahanareo maro ๐Ÿ˜˜

โžก๏ธ Midira mp avy hatrany ary !

๐Ÿ“ธ photo rรฉel
vita Malagasy ny antsika ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

05/09/2026

Modรจle vaovao be ๐Ÿ˜ tena manjakely ๐ŸŒธ๐ŸŒบ๐Ÿ’ฎ๐Ÿต๏ธ

Afaka manao commande ianao dieny izao

๐Ÿ“ธ photo rรฉelle
vita Malagasy ny antsika ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐‡๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐จ๐ฏ๐ฒ @๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐ฏ๐ž ๐Ÿ˜ tena manja anie ireto Alefaso ny commande dieny izao โ—๐Ÿ“ธ photo rรฉelle vita Malagasy ny antsika ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ   ...
04/09/2026

๐‡๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐จ๐ฏ๐ฒ @๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐ฏ๐ž ๐Ÿ˜ tena manja anie ireto
Alefaso ny commande dieny izao โ—

๐Ÿ“ธ photo rรฉelle
vita Malagasy ny antsika ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐—ง๐˜€๐˜† ๐—ฝ๐—ต๐—ผ๐˜๐—ผ ๐—ฑ๐˜‚ ๐—ป๐—ฒ๐˜ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ป๐—ฎ ๐—œ๐—” ๐Ÿ“ธ fa sary mazava tsara hahitanao ny kalitao ๐Ÿ˜satria ianao mendrika zavatra tsara ๐Ÿ‘Œ Alefaso d...
04/09/2026

๐—ง๐˜€๐˜† ๐—ฝ๐—ต๐—ผ๐˜๐—ผ ๐—ฑ๐˜‚ ๐—ป๐—ฒ๐˜ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ป๐—ฎ ๐—œ๐—” ๐Ÿ“ธ fa sary mazava tsara hahitanao ny kalitao ๐Ÿ˜
satria ianao mendrika zavatra tsara ๐Ÿ‘Œ
Alefaso dieny izao ny commande fa voafetra ny afaka raisina

๐Ÿ“ธ photo rรฉelle
vita Malagasy ny antsika ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Ireto zareo ho an'ireo nangataka sariny mitokana ๐Ÿ˜ tena hoe ๐Ÿ‘ŒAfaka misafidy ny hahavony tianao ianao ๐Ÿ“ธ photo rรฉelle Vita...
03/09/2026

Ireto zareo ho an'ireo nangataka sariny mitokana ๐Ÿ˜ tena hoe ๐Ÿ‘Œ
Afaka misafidy ny hahavony tianao ianao

๐Ÿ“ธ photo rรฉelle
Vita Malagasy ny antsika ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Address

Lot III T 1
Antananarivo
101

Telephone

+261349830598

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kamilla posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share