01/01/2025
Izahay ato amin'ny A K A Tsu dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2025.🥂🎉
Ho taona zina, feno hamamiana sy fahasoavana anie ity taona vaovao ity.🥹
Misaotra anareo niaraka taminay tamin'iny taona lasa iny ary misaotra sahady amin'ny fiarahana amin'ity taona manaraka ity✨🤗.
Manomana zavatra manja kely be dia be ho anareo izahay amin'ity 2025 ity, atombokay amin'ny "cadeau bonne année" fa araho tsy tapaka ny pejy ah🥰❤️