03/08/2026
bonsoir ny équipes ♥️
Mbola mitady volamena aty anaty ala ny admin fa izay tia hono mahandry 🙈♥️
Sangisangy ihany fa Aty @ sable blanc Manambato ry reto no misy ity toerana Mamy ity ♥️aiza ny vacances anareo @ ty ?🥰
Zay fa bonne soirée olo iaby