BORY Création

BORY Création 🥰🥰🥰bory Création🥰🥰🥰 asa-tanana Malagasy ,famoronana,torohevitra momban'ny fanaingoana

Bory Création
dia manao asa famoronana asa-tanana Malagasy ....
manoro hevitra anao amin'ny resaka haingo, fiakanjoana,sy resaka fanaingoana rehetra...na trano,lanonana sns....

misokatra iany koa ny fiarahana miasa ho antsika rehetra

fa maninona reto no tsy mety misokatra amin'ny lite ny messageko? nefa ny messengerko tsy tiako ovaina fa resaka profess...
31/08/2026

fa maninona reto no tsy mety misokatra amin'ny lite ny messageko?
nefa ny messengerko tsy tiako ovaina fa resaka professionnel .....mila toujour ouvert foana ....
ialana tsiny aloha hoan'izay mandefa mp ka tsy voavaly arapotoana

fa raha mandefa mp nareo dia ao am kaontiko personnel Arinia Manou mandefa mp fa voavaly malaky...mankasitraka

08 aout 2024 - 08aout 2026   zay no vita 2taona zay no nisy 2 taona zay no niforona tsy nakaiz aakory fa miezaka miketri...
08/08/2026

08 aout 2024 - 08aout 2026
zay no vita
2taona zay no nisy
2 taona zay no niforona
tsy nakaiz aakory fa miezaka miketrika zavatra miavaka sy mahaliana ary tokana sy miavaka foana ho anareo



AZA MIALA LAVITRA HO HISY FIZARANA FANOMEZANA MAROMARO HO ZARAINA ETO @ PEJY...

🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰

30/07/2026

Hi guys 🥰🥰🥰🥰😊😊

marche lentement, parce que beaucoup des projets atteints 🥰🥰🥰🥰🥰😊

ahoana fahitanareo azy? indrindra reo lehilahy jejo reo

Ny ambassadeur na ambassadrice (irak’ilay marika) dia olona mifandray sy miara-miasa amin'ny marika iray (toy ny Bory Cr...
04/07/2026

Ny ambassadeur na ambassadrice (irak’ilay marika) dia olona mifandray sy miara-miasa amin'ny marika iray (toy ny Bory Création) dia mba hisolo tena sy hampahafantatra ary hampiroborobo ny vokatra sarobidy amin'ny olon-kafa.
​Tsy mpivarotra tsotra izy fa olona maneho ny soatoavina sy ny kalitaon'ilay marika amin'ny alalan'ny fiainany sy ny fomba fitafiny na fampiasany ny vokatra.
​Ireo antsipiriany misimisy kokoa momba ny tena andraikitra sahana:
​1. Ny tena andraikitry ny Ambassadeur
​Mampitombo ny lazan'ny marika: Mizara ny sary, ny tantara, ary ny kalitaon'ny vokatra amin'ny olona manodidina azy izy (eo amin'ny fiainana andavanandro na amin'ny tambajotra sosialy toy ny Facebook, Instagram, TikTok).
​Maneho ny kalitao amin'ny alalan'ny tenany: Izy no fitaratra voalohany. Ohatra, raha mpamokatra kojakoja vita amin'ny hodi-biby sy gony (cuir et raffia) ny marika, ny fitondrany an'ireny gony na poketra ireny amin'ny fomba kanto no manome teboka lehibe ilay marika.
​Manome hevitra sy torohevitra (Avis): Mizara ny fahafaham-pony izy rehefa mampiasa ny vokatra, izay manampy ny olon-kafa hatoky sy ho sahy hividy koa.
​2. Ny tombontsoa ho an'ilay iraka (Ambassadeur)
​Matetika ny fiarahana miasa toy izao dia ahitana tombontsoa maro ho an'ilay olona voafidy, toy ny:
​Fandraisana vokatra maimaim-poana na fahazoana fihenam-bidy lehibe (réduction) amin'ireo vokatra vaovao mivoaka.
​Laza sy fahaizana: Manampy amin'ny fampitomboana ny mpanaraka (abonnés) azy sy ny fahaizana eo amin'ny tontolon'ny lamaody sy ny fandraharahana.
​Raha fintinina, ny ambassadeur dia miasa toy ny tetezana mampitohy ny mpamorona sy ny mpankafy ny kanto, amin'ny alalan'ny fitiavana sy ny fankasitrahana marina ilay vokatra

aza miala alavitra fa hisy zavabaovao @ ity volana ity....   pepites 👌🏽👌🏽👌🏽👌🏽🥰🥰🥰🥰
03/07/2026

aza miala alavitra fa hisy zavabaovao @ ity volana ity....



pepites 👌🏽👌🏽👌🏽👌🏽🥰🥰🥰🥰

29/06/2026

anaty sehatrin'ny fandraharana sahalan'izao dia tsy maintsy foana aloha :
miezaka mamorona ny maha anao anao sy ny zavatra ataonao
ao anatin'izay dia tsy maintsy misy ny fandaniambola ( investissement ) mandeha mivoaka mba ahafahanao mivelatra tsara kokoa
misy koa ny fifaneraserana tsara mba ahafahana mampivelatra ny zavatra atao sy vokatra ataonao
fametrahana planina ny asa

tadidiko zaho voalohany ny 2024 dia niaina fahadisoam-panantenana voalohany :
nanao ivestissement be ary tena niezaka namoaka zavatra tena oe goavana natokana hoan-dehilahy
kinanjo dia nisy olana teo @ atelier nefa efa entana lafo ka hoe alefa ho any ivelany lay sac de voyage en cuir vita Malagasy
fa tsy nampijanona ny asa ataoko izany fa nampiakatra ny ambompoko oe vitako foana io

arahabaina nahatratra ny asaramanitra e.🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
26/06/2026

arahabaina nahatratra ny asaramanitra e.
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

16/06/2026

ho asiantsika lalao fetin'ny fahaleovantena ve ?

alefaony kaomandy❤❤❤❤👜👜👜👜👜👜👜👜👜👜👜👜asa tanana vita Malagasy hatrany akora vita sy hita eto Madagasikara hatrany afaka mana...
15/06/2026

alefaony kaomandy❤❤❤❤👜👜👜👜👜👜👜👜👜👜👜👜
asa tanana vita Malagasy hatrany
akora vita sy hita eto Madagasikara hatrany

afaka manantanteraka loko hafa na habeha hafa iany koa


tsy ratsy koa anie ny loko   an'i   E❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤tena oe coup de coeurko sur commande hatrany 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰aza misalasala mihi...
15/06/2026

tsy ratsy koa anie ny loko an'i E
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

tena oe coup de coeurko
sur commande hatrany 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰

aza misalasala mihintsy

Address

Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BORY Création posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share