MAHAJAn Boutik

MAHAJAn Boutik Mahajan Boutik dia mpivarotra karazana vokatra natoraly en ligne,mahasoa natao ho an’ny rehetra

‼️‼️ PROMOTION Noël 🎄 ‼️‼️Commande ho amin’ny androany ireo fa hiaraka hifety Ny Orinasa iray tsy miankina eto Antananar...
19/12/2024

‼️‼️ PROMOTION Noël 🎄 ‼️‼️

Commande ho amin’ny androany ireo fa hiaraka hifety Ny Orinasa iray tsy miankina eto Antananarivo.Dia nanafatra EN’JAN! Mankasitraka e

EN’JAN
Rhum Arrangé à base de Fitsa
Rhum de Dzamanjary
Seulement à 27 000 ar au lieu de 35 000ar
Livraison 🚚 Possible
Gros et Détails ✅

☎️ 032 78 317 64

_ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _

‼️‼️ Salama daholo e 👋👋 Handeha ho faranantsika amin’ny fomba EN’JAN sady mahafatifaty kely ary ity taona ity Manomboka ...
16/12/2024

‼️‼️ Salama daholo e 👋👋

Handeha ho faranantsika amin’ny fomba EN’JAN sady mahafatifaty kely ary ity taona ity

Manomboka ny 16 Desambra 2024 izao hatramin’ny 06 Janoary 2025 dia manao tolotra izahay ato amin’ ny MAHAJAn Boutik.

➡️ EN’JAN
Rhum arrangé à base de Pitiky ( Fitsa ) 🍌
Rhum Dzamanjary 😋

Ilay 35 000ar dia lasa 27 000 ar Monja.
Araraoty fa tsy misy otran’ity koa 😉

Afaka manao livraison 🚚 izahay
Mandefa en Gros sy Détails

📞 032 78 317 64
☎️ 038 40 771 46

_ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _

Mbola mitohy hatrany ny Livraison rahampitso 11 Desambra.Manomboka amin ´ny 08 ora maraina hatramin’ny 06 ora hariva Rhu...
10/12/2024

Mbola mitohy hatrany ny Livraison rahampitso 11 Desambra.Manomboka amin ´ny 08 ora maraina hatramin’ny 06 ora hariva

Rhum arrangé amin ilay tena milay
Amin’ny vidiny 27 000ar Monja
Manao livraison izahay
Mandefa Gros sy Détails

_ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _ _

‼️‼️ SALAMA DAHOLO E ‼️‼️Elaela tsy hita fa niverina indray miaraka amin’ny vokatra izay efa nahazatra antsika rehetra i...
07/12/2024

‼️‼️ SALAMA DAHOLO E ‼️‼️

Elaela tsy hita fa niverina indray miaraka amin’ny vokatra izay efa nahazatra antsika rehetra indrindra rehefa akaiky fety toy izao

EN’JAN aminˆny endriny vaovao Be
Rhum arrangé vita amin’ ny Fitsa
Rhum avy Dzamanjary
100 % vita malagasy
Manao livraison 🚚
Mandefa en Gros sy Détails
Vidiny : 27 000 ar Monja

📞☎️ 032 78 317 64
📞☎️ 034 60 852 21

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

Salama daholo e !!! Tsy hitahita izaho MAF’AN sy MATS’IKO tatoato zay fa mbola miala sasatra kely aty Canada 🇨🇦 aty izah...
19/01/2024

Salama daholo e !!! Tsy hitahita izaho MAF’AN sy MATS’IKO tatoato zay fa mbola miala sasatra kely aty Canada 🇨🇦 aty izahay amin’izao fotoana izao

👉 AFAKA mandefa ho anao Izahay ato amin’ny MAHAJAn Boutik n’aiza n’aiza toerana misy anao

Hakafizo ilay Tsiro afaka kely miaraka MAHAJAn Boutik

☎️ 034 60 852 21
📞032 78 317 64
☎️033 61 190 52

Salama daholo ee ‼️Mifarana ary ny Lalaontsika ilay Jeu Halloween 🎃 👻Ireto avy ireo mpandray anjara mendrika indindra ar...
31/10/2023

Salama daholo ee ‼️

Mifarana ary ny Lalaontsika ilay Jeu Halloween 🎃 👻
Ireto avy ireo mpandray anjara mendrika indindra ary nahazo ny Loka :
- Mamii Prisca Randriamanantenasoa
- Ny Aiko Fitiavana
- Annie Achminah
- Miailah Ilah
- Doria Bezokiny

Ny Loka dia afaka alaina ao amin''ny Yo Gallery YoG 67ha manomboka rahampitso 01 Novambra hatramin'ny Asabotsy 04 Novambra ho avy izao.Izy ireo dia misokatra ny maraina @09 ora maraina hatramin'ny 05 ora hariva.

Ho an’ireo mpandresy izay mila fanazavana fanampiny mp na antsoy avy hatrany ny 034 60 852 21

Mankasitraka dia amin'ny manaraka indray

Antsary Tsoha boka Diego- Suarez MAF’AN & MATS’IKO Machiro amin’ilay oui ,tsirona citron mafanafana Misy tsotra ihany ko...
06/10/2023

Antsary Tsoha boka Diego- Suarez
MAF’AN & MATS’IKO
Machiro amin’ilay oui ,tsirona citron mafanafana
Misy tsotra ihany koa ho an’ireo tsy mihinana sakay
Amin’ny vidiny 5 000 Ar monja
Manao livraison sy mandefa any amin’ny Faritra Izahay
Mandefa en gros sy en détails
Mp ou 034 60 852 21

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

Bonsoir à vous mes followers On est ravi de vous faire part nos News Produits chez Mahajan Boutik : MAF’AN & MATS’IKO AN...
04/10/2023

Bonsoir à vous mes followers
On est ravi de vous faire part nos News Produits chez Mahajan Boutik :
MAF’AN & MATS’IKO

ANTSARY Tsaho originaire de Diego-Suarez
à base de citron :
MAF’AN dont le goût est a base de citron Pimenté et
MATS’IKO juste le goût de citron Pure
100 % Naturel
Livraison partout à Tana
Envoie de colis possible
Passez vos commandes en mp
Ou contactez directement 034 60 852 21

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

Salama daholo tompoko
Am-pifaliana lehibe indray no hanoloranay ato Boutik ny vokatra vaovao :
MAF’AN & MATS’IKO

ANTSARY Tsoha avy any Diego-Suarez à base de voasary :
MAF’AN amin’ilay Tsiro hafakely mifangaro sakay
MATS’IKO indray ilay Tsiro marikivy tsy misy sakay ho an’ireo tsy mihinana sakay
100% natoraly
Manao livraison
Mandefa amin’ny Faritra
Mp na 034 60 852 21

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

LIFAH ihany koa manjifa EN’JAN ato amin’ny MAHAJAn Boutik
27/12/2022

LIFAH ihany koa manjifa EN’JAN ato amin’ny MAHAJAn Boutik

😄Yeahhh bonne soirée Lundi de Noël
Miaraka @ EN'JAN enjagna marina ..
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Merci ao anao ko mila 💥

Mamerina fisaorana sy mankasitraka antsika rehetra izay efa nanjifa sy mbola hanjifa ny vokatra izahay ato amin’ny MAHAJ...
26/12/2022

Mamerina fisaorana sy mankasitraka antsika rehetra izay efa nanjifa sy mbola hanjifa ny vokatra izahay ato amin’ny MAHAJAn Boutik

Izay tsy manandrana ihany no tsy mahay ilay tsiro hafakely.Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) na miantso avy hatrany ny laharana : 034 60 852 21/032 78 317 64/033 61 190 52

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -
EN’JAN ilay tsiro hafa kely
_Rhum DZAMANJARY
_100% vita malagasy 🇲🇬
_Rhum vita amin’ny FITSA na PITIKY
_25 000 Ar monja

Manao livraison izahay ary mandefa amin’ny faritra rehetra

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

Address

Andavamamba Tout Près De L’Alliance Française
Antananarivo

Telephone

+261346085221

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MAHAJAn Boutik posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MAHAJAn Boutik:

Share