Diosa Bienvenue sur la boutique en ligne de DIOSA ! La beauté au naturelle c’est par ici !!!

Soins Naturelle :
—PRODUITS POUR LE VISAGE ET LE CORPS
—PRODUITS CAPILLAIRES

🔔‼️TSENABEN’NY ASARAMANITRA MIARAKA AMIN’NY DIOSA 🛍️🛍️Toy ny mahazatra dia ho hitanao ao: 🎀Produit skin care naturel🎀Soi...
19/06/2026

🔔‼️TSENABEN’NY ASARAMANITRA MIARAKA AMIN’NY DIOSA 🛍️🛍️

Toy ny mahazatra dia ho hitanao ao:
🎀Produit skin care naturel
🎀Soin capillaire de qualité
🎀Produit pour le corps

🗓️ Rendez-vous le 22 au 25 juin
📍Lieu au Grand Parking KIBO
👉STAND 27👈
On vous attend ❤️

🔔☘️CRÈME DU JOUR ET ANTI ÂGE by 𝓓𝓲𝓸𝓼𝓪.❄️❄️Manampy be Amin’izao ririnina izao,tsy misy misintona sy Maina be intsony ny t...
03/06/2026

🔔☘️CRÈME DU JOUR ET ANTI ÂGE by 𝓓𝓲𝓸𝓼𝓪.

❄️❄️Manampy be Amin’izao ririnina izao,tsy misy misintona sy Maina be intsony ny tarehy no sady Manalefaka ny ketrona.

💧 Oasis+
🌿 PUISSANCE de Baobab & Aloe Vera
✅Peau douce
✅Diminution des rides
✅Confort toute la journée
25.000Ar /1
« Tsy avela hisintona ny hoditra, na dia mangatsiaka aza ny andro »
⚠️STOCK LIMITÉ⚠️

‼️😩😩😩IZA DAHOLO ISIKA ATO NO MIFERON’AINA AMIN’IZAO RIRININA IZAO FA MAINA BE NY TAREHY.Manana solution ho an’izany izah...
28/05/2026

‼️😩😩😩IZA DAHOLO ISIKA ATO NO MIFERON’AINA AMIN’IZAO RIRININA IZAO FA MAINA BE NY TAREHY.

Manana solution ho an’izany izahay ato amin’ny DIOSA COSMÉTIQUE 💡

⚡️⚡️25.000Ar « Crème Oasis+ » Crème du jour et anti-âge.
☘️Lait de baobab & concentré de gel d’aloé vera.

🔅Manamandina ny tarehy maina be sy oditra misontona mandritra ny tontolo andro

🔅Manalefaka ny ketrona rehetra eo amin’ny tarehy (Rides)

🔆Miaro ny oditra ny tarehy amin’ilay miandakendaka (Peau qui pèle)

🔆Manome aina tsara ny oditra

Disponible de suite alefaso ny commande nao 😊

“En ce jour de renouveau 🌸Toute l’équipe de Diosa Cosmétique vous souhaite de très belle et douce Pâques ✨”
05/04/2026

“En ce jour de renouveau 🌸
Toute l’équipe de Diosa Cosmétique vous souhaite de très belle et douce Pâques ✨”

💚✅ Ho antsika mila VOLO HYDRATÉ, BOUCLÉS SY MILAMINA TSARA.Alefaso daholo ny commande ny restock sy izay mbola tsy nahaz...
24/03/2026

💚✅ Ho antsika mila VOLO HYDRATÉ, BOUCLÉS SY MILAMINA TSARA.
Alefaso daholo ny commande ny restock sy izay mbola tsy nahazo 😉

⚡️⚡️GAMME MAHERY HIBISCUS DISPONIBLE CHEZ DIOSA COSMÉTIQUE🛍️🛍️

___🧴Leave in crème hibiscus avoine
——🧼Shampoing solide hibiscus avoine
——🌺Sérum hibiscus

Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

ENY ‼️Tena tsara tokoa ny savon café ato amin’ny DIOSA COSMÉTIQUE.        Natioraly sy vita Malagasy 🇲🇬✅ Vokatsoa :1. Ma...
13/03/2026

ENY ‼️Tena tsara tokoa ny savon café ato amin’ny DIOSA COSMÉTIQUE.
Natioraly sy vita Malagasy 🇲🇬

✅ Vokatsoa :

1. Manala sela maty (gommage naturel)
Ny kafe dia manampy manadio sy manala ny sela maty amin’ny hoditra ka mahatonga azy ho malama sy mamirapiratra.

2. Manamafy sy manaitra ny hoditra
Manampy manome tonus ny hoditra sy mampihetsika ny fikorianan’ny rà.

3. Manampy manalefaka tasy
Afaka manampy hampihena tasy sy faritra maizina amin’ny hoditra rehefa ampiasaina tsy tapaka.

4. Manadio lalina ny hoditra
Ny savony kafe dia manadio lalina ny pores ka manampy hisoroka mony sy loto amin’ny hoditra.

5. Manome hoditra malama sy salama
Aorian’ny fampiasana dia matetika malama sy velombelona ny hoditra.

🔆 10.000Ar 65g
🔆 12.000Ar 75g

Livraison manerana ny Nosy 🚚
Aza adino mi s’abonne 😉

🌙✨ Le marché de l’Eid arrive !Préparez-vous à célébrer Eid al-Fitr en beauté avec Diosa.📅 14,15 MARS Retrouvez nos soins...
13/03/2026

🌙✨ Le marché de l’Eid arrive !
Préparez-vous à célébrer Eid al-Fitr en beauté avec Diosa.
📅 14,15 MARS
Retrouvez nos soins naturels vita Malagasy 🇲🇬 pour une peau douce, lumineuse et éclatante pour la fête.

📍 Rendez-vous au marché de l’Eid au Parking kibo Anosivavaka pour découvrir nos produits et profiter d’offres spéciales.
Venez nombreux !!!😊

Diosa – révélez votre beauté naturelle. 💚

Iza no efa nanandrana❓🤩🤩🤩SÉRUM HIBISCUS disponible chez DIOSA COSMÉTIQUE.🌺FOFONA TSARA BE SADY MAIVANA✅METY AMIN’NY KARA...
09/03/2026

Iza no efa nanandrana❓🤩🤩🤩
SÉRUM HIBISCUS disponible chez DIOSA COSMÉTIQUE.
🌺FOFONA TSARA BE SADY MAIVANA

✅METY AMIN’NY KARAZAM-BOLO REHETRA✅

⚡️20.000Ar 50ml

Alefaso ny commande ho an’izay mila 😊
Livraison manerana ny Nosy 🚚

🌹Joyeuse Saint-Valentin à tous nos merveilleux abonnés ! 🌹Que cette journée soit remplie d’amour, de douceur et de lumiè...
14/02/2026

🌹Joyeuse Saint-Valentin à tous nos merveilleux abonnés ! 🌹

Que cette journée soit remplie d’amour, de douceur et de lumière ✨
N’oubliez jamais… le plus bel amour commence par l’amour de soi 🤍

Pour célébrer cette journée spéciale, DIOSA vous offre la livraison GRATUITE aujourd’hui à Antananarivo aux alentours du centre-ville Analakely - Ambohijatovo - Antanimena 🎁🚚

C’est le moment parfait pour vous faire plaisir ou gâter quelqu’un que vous aimez 💝

🌹 Prenez soin de vous.
🌹 Aimez-vous fort.
🌹 Brillez avec DIOSA.

🎁🎁Raha mitady cadeau miavaka kely enao Amin’izao St Valentin izao aty ny maso 😍😍🏷️ Gamme Curly Mahery 60.000Ar 🏷️       ...
13/02/2026

🎁🎁Raha mitady cadeau miavaka kely enao Amin’izao St Valentin izao aty ny maso 😍😍

🏷️ Gamme Curly Mahery 60.000Ar 🏷️
Shampoing solide | 85g
Sérum hibiscus | 50ml
Leave in hibiscus avoine | 200ml

🚚Livraison possible partout à Madagascar

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Diosa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share