21/05/2025
🌷Vokatra ofisialy amin’ny lalao “Fetin’ny reny” !🌷
🎉Faly izahay manambara fa i Mihary Tanyah no nahazo ny loka tamin’ny lalao nataontsika!🎉
Manasa anao hiditra mp hahafahanao mahazo ny collant lokanao.
Isaorana manokana ianareo rehetra nandray anjara sy nizara hafaliana niaraka taminay.😊
🌟Aza misalasala manjifa @ vidiny 20.000ar* monja atao fanomezana ho an'i Neny @ alahady.
*Tolotra manankery h@ alahady 25 may.