Little Pig Farm - LPF 261

Little Pig Farm - LPF 261 Ferme d'élevage porcine à Madagascar

Fondation!!!
07/04/2024

Fondation!!!

Makamakaina ny deba
07/04/2024

Makamakaina ny deba

👉FOMBA FANADIOVANA NY TRANON-KISOAAndroany isika dia hiresaka tsotsotra mahakasika ny fanadiovana ny tranon-kisoa. Ilain...
19/02/2024

👉FOMBA FANADIOVANA NY TRANON-KISOA

Androany isika dia hiresaka tsotsotra mahakasika ny fanadiovana ny tranon-kisoa. Ilaina dia ilaina ny fanadiovana ny tranon-kisoa satria miantoka ny fahasalaman'ny biby fiompy sy misoroka ny aretina.

Mizara ho roa ny fikarakarana ny tranon-kisoa:
• ny fanadiovana (nettoyage) izay tsy maintsy atao in-1 isan'andro farafahakeliny. Fanalana ny malotony sy famafana ny tranony

• Ny fandrarahana ranompanafody (désinfectant):
🐷 Trano avy nampiasaina mialoha ny fampidirana kisoa hiteraka
🐷 Aorian'ny fivoahan'ny isaky ny andihany
🐷 Ho an'ny trano hafa dia isaky ny 3 volana
Ireto misy ohatra vitsivitsy azo atao désinfectant
🐷 Eau de javel (chlorox) à 1° chlorometrique
🐷 Formole du commerce à 3g/litre
🐷 Crésyl
🐷 Tripuricide

Mahavanona avy

Mahafinaritra ilay miompy!!
19/02/2024

Mahafinaritra ilay miompy!!

Address

Lot 284T Ambatofotsy Sabotsy Namehana
Antananarivo
103

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Little Pig Farm - LPF 261 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category