Robe pastorale

Robe pastorale "MANOMPOA AN'I JEHOVAH AMIN'NY FIFALIANA"

🪡Orinasa mamokatra ireo akanjom-panompoana ara-kalitao ho Anao.

Maharitra aman-taonany maro efa nisy nandritrin' ny 30 taona .

✝️Robe Pastora , Robe diakona , Robe Mpiandry , Robe Katekista sy mpitoriteny,...

🙏 Tsy mora tokoa ny asanaoMaro ny fanenjehana sy fakam-panahy maro isan-karazany...Ny adidy sy andraikitra izay tsy main...
15/07/2026

🙏 Tsy mora tokoa ny asanao
Maro ny fanenjehana sy fakam-panahy maro isan-karazany...
Ny adidy sy andraikitra izay tsy maintsy sahaninao...

Saingy tsarovy fa mahatoky ilay niantso anao🙏
Efa nofidiny tokoa ianao ka tsy mba ho ariany❤️Mehereza eny, Mahereza.
Ampaherezo ihany koa ireo namanao dia ilazao hoe : Fiadanana anie ho aminao ✨😇

09/07/2026

Tsara ny miandry ny famonjen'i Jehovah amin'ny fanginana. Fitomaniana 3 : 26

❤️Maro loatra ianareo nanontany mikasika ny akanjom-panompoana Mpiandry FJKM Toy izao ny sationany tompokoKalitao azo an...
13/06/2026

❤️Maro loatra ianareo nanontany mikasika ny akanjom-panompoana Mpiandry FJKM
Toy izao ny sationany tompoko
Kalitao azo antoka hatrany✅

🙏Santionany ihany ireo amin'ireo Mpanjifa afa-po tato aminay😊 👉Ianao koa aza misalasala intsony sao taraiky an
09/06/2026

🙏Santionany ihany ireo amin'ireo Mpanjifa afa-po tato aminay😊
👉Ianao koa aza misalasala intsony sao taraiky an

🤔Ahoana no fikojakojàna ny robe pastorale fotsy?1-Fanasa : Sasana amin'ny tanana raha azo atao, na “mode délicat” raha m...
21/05/2026

🤔Ahoana no fikojakojàna ny robe pastorale fotsy?

1-Fanasa : Sasana amin'ny tanana raha azo atao, na “mode délicat” raha machine. Aza mampiasa eau de javel be loatra.

2-Fipasohana azy : Ataovy amin’ny hafanana mety amin’ilay lamba, tsara raha fer à vapeur mba hivoaka tsara,mety foana anefa.

3-Fitahirizana : Ahantona amin’ny cintre ary atao anaty housse mba tsy ho tratran’ny vovoka sy hamandoana,raha tsy misy moa dia avalona tsara fotsiny.

4-Fanaraha-maso : Jereo matetika ny zaitra, bouton, fermeture sao misy misokatra na miala.

5-Fanalàna tasy : Raha misy tasy dia diovy haingana amin’ny savony malefaka, aza kosehina mafy.

🌹Kolokoloy tsara ary fa sady akanjo masina iny no tenue de combat antsika e!☺️🙏

"Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana"

# Flm

08/04/2026

Efa mahay mamalona robe diakona ve ianao?😊

05/04/2026

Ho aminareo anie ny fahasoavana avy amin'i Jesoa Tompo.

Feno tokoa ny fo mahatratra ny fety lehibe indrindra sady fototry ny Finoana Kristiana, dia ny P***a izany.

Koa miarahaba antsika Fiangonana sy Kristiana mahatratra ny P***a 2026, hanorina ny finoana ao amin'i Jesoa Velona, ary hijoro ho vavolombelon'izany Finoana Velona izany amin'ny teny sy asa.

"Mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo " (1 Kor 15:58b), ho Finoana mamokatra : mamokatra be, mamokatra tsara, mamokatra tsy tapaka.

Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra !

Andriamampianina Zaka, Mpitandrina
Filohan'ny FJKM

♥️"Ny zanak'olona dia tsy maintsy hatolotra eo an-tanan'ny mpanota ,homboina amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'...
05/04/2026

♥️"Ny zanak'olona dia tsy maintsy hatolotra eo an-tanan'ny mpanota ,homboina amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny fahatelo"🎶

♥️Miarahaba anao nahatratra izao andro P***a izao
Mpandresy ny Tompo📖

***a

Merci Maman ZETY ❤️☺️☺️
02/04/2026

Merci Maman ZETY ❤️☺️☺️

Raha mila akanjo fanompoana ianareo dia aza misalasala mandefa afatra miafina sy manaraka ny pejy Robe pastorale .

Firy taona niasàna ny robe diakona anao?☺️Mbola tsara ve? Sa efa tokony hosoloina?☎️Contact rapide : 033 15 034 49 / 038...
27/03/2026

Firy taona niasàna ny robe diakona anao?☺️

Mbola tsara ve? Sa efa tokony hosoloina?

☎️Contact rapide : 033 15 034 49 / 038 91 445 71

Address

Ambaniala Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Robe pastorale posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share