Ma Tsïky-MDG

Ma Tsïky-MDG 🌸 Bienvenue chez MA TSIKY 🌸

Votre référence en importation d'articles divers de qualité.

Trouvez tout ce dont vous avez besoin : des nouveautés pour enfants aux articles du quotidien.

✨ En stock ou Sur commande.
🎀 Vente 100% en ligne. 🤗Tongasoa eto amin'i Page Ma Tsiky (Saka😻)

✅Mandray ny commande foana izahay 09:00h/23:00h.
✅Ny ampitso ihany dia livrena ny entana
📌 raha sur commande na tsy tratrany livreur dia mety iisy fotoana kely✅
✅Ny livraison kosa dia miankina @ ny toerana izay misy anareo clients(fahalavirana), ary eto @ page ihany noho fantatra ny frais alohanareo💌.
📌Tsy manao livraison Alahady izahay.❌❌❌❌

✨ TSARA PIKA ISAN'ANDRO! ✨Miroir LED FASCINATE (Rechargeable & Portable) 💖🌟 Nahoana no tsara izy?LED 72 matanjaka: Hazav...
09/09/2026

✨ TSARA PIKA ISAN'ANDRO! ✨

Miroir LED FASCINATE (Rechargeable & Portable) 💖

🌟 Nahoana no tsara izy?

LED 72 matanjaka: Hazavana mazava tsara.

Loko 3 (Eclairage): Fotsy, warm, na naturel.

Rechargeable: Azo arotsaka amin'ny USB (tsy mila bateria).

Pliable: Mora entina an-kitapo na amin'ny voyage.

📩 Mifandray amin'ny MP (Message Privé) izao ho an'ny vidiny sy ny livraison!

🌸GEL DO**HE HOBBY 500ml 🌸FOFONA PANAKERENA RETSY ANH🚨Fofona tsy manam-paharoa: Misy safidy roa mahafinaritra: 🍓 Strawber...
09/09/2026

🌸GEL DO**HE HOBBY 500ml 🌸
FOFONA PANAKERENA RETSY ANH🚨
Fofona tsy manam-paharoa: Misy safidy roa mahafinaritra:

🍓 Strawberry Milkshake: Ho an'ny mpitia fofona voankazo mamy.

🍨 Vanilya Milkshake: Ho an'ny fofona mamy sy "douce".

💵 Prix: 15.000 Ar fotsiny

📩 Alefaso MP ny komandy!

🚨 NÉBULISEUR MEDICAL KM-W01 🚨Vahaolana haingana hampiditra fanafody amin'ny havokavoka amin'ny alalan'ny setroka madio! ...
28/08/2026

🚨 NÉBULISEUR MEDICAL KM-W01 🚨

Vahaolana haingana hampiditra fanafody amin'ny havokavoka amin'ny alalan'ny setroka madio! Tena tsara ho an'ny kely sy lehibe mijaly amin'ny asme, sempotra, bronchiolite, na kohaka be.

✅ Fitaovana feno (Masque + Tuyau + Appareil) ✅ AC 220V – Mora ampiasaina ao an-trano ✅ Maivana sady mora entina

🚚 Misy Livraison 📞 MP na Antsoy: 038 44 126 25

🛞 FUNCTIONAL BABY WALKER 🛞Hanampy an'i Baby amin'ny dingana voalohany amin'ny fandehanana! Ity trotteur mahafatifaty ity...
04/06/2026

🛞 FUNCTIONAL BABY WALKER 🛞

Hanampy an'i Baby amin'ny dingana voalohany amin'ny fandehanana! Ity trotteur mahafatifaty ity dia mety tsara ho an'ny ankizy manomboka amin'ny 12 volana no ho miakst mba hianarany handeha an-kalalahana sy am-pilaminana.

✨ Design moderne & ergonomique : Miendrika môtô kely, manaitra ny masony sady miaro ny fandanjalanjan'ny vatany.

🎨 Couleur : Rose/Violet (Misy ny boaty niaviany).

👶 Âge recommandé : 12M+ (Dès 12 mois).

💪 Sécurité : Mafy tsara sady mampitombina tsara ny fipetraky ny tongotra.

📥 Mp dery raha liana ianao na misy fanontaniana!

🛍️ DISPONIBLE IMMÉDIATEMENT📦 Vente en ligne - Afaka aterina (Livraison).
038 77 826 29

Address

Lot FIIIH 87 Bis Manantenasoa
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 23:00
Tuesday 08:00 - 23:00
Wednesday 08:00 - 23:00
Thursday 08:00 - 23:00
Friday 08:00 - 23:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 23:00

Telephone

+261387707979

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma Tsïky-MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share