Merveille'Kids MDG

Merveille'Kids MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Merveille'Kids MDG, Baby Goods/Kids Goods, Antananarivo.

👶🏼👧🏼L'univers dédié aux bébés, aux enfants et aussi aux mamans, où chaque article est une petite merveille🎀
Des produits de qualité, disponibles en détail et en gros✨
❤️Astuces bébé et partage de ma vie de maman
Abonnez-vous🥰

Lunettes Stitch😎 Misokatra ny fandraisana commande✅✈️ 10 andro aorinan'ny commande ny fahatongavanyAraho hatrany ny pejy...
26/08/2026

Lunettes Stitch😎 Misokatra ny fandraisana commande✅

✈️ 10 andro aorinan'ny commande ny fahatongavany

Araho hatrany ny pejy Merveille'Kids MDG ✨

Mbola ato ity ho an'izay tia azy🩷🩷🩷 1 à 8 ans no mety aminy, ajustable ny hidiny🥰Tonga dia mba miditra mp svp✅
19/08/2026

Mbola ato ity ho an'izay tia azy🩷🩷🩷 1 à 8 ans no mety aminy, ajustable ny hidiny🥰

Tonga dia mba miditra mp svp✅

⛔ Remise -50%👇🏻😱😱😱 2 pièces disponibles ihany‼️ Izay manao confirmation voalohany no mahazo azy✅👉🏻 Mug en céramique avec...
18/08/2026

⛔ Remise -50%👇🏻😱😱😱 2 pièces disponibles ihany‼️ Izay manao confirmation voalohany no mahazo azy✅

👉🏻 Mug en céramique avec cuillère, sous carton, motif dinausore
👉🏻 8.000 Ar au lieu de 16.000 Ar

👇🏻👇🏻JP en commentaire + confirmation mp haingana ary oooo

Transat de bain pliable (vide), sans défaut👌🏻 Iza ilay mitady fa alefako mora ity fa mipetraka fotsiny... Tonga dia midi...
18/08/2026

Transat de bain pliable (vide), sans défaut👌🏻 Iza ilay mitady fa alefako mora ity fa mipetraka fotsiny...

Tonga dia midira mp svp🙏🏻🙏🏻🙏🏻

Tena tsara io🙌🏻🙌🏻 Mety -né

Tena tsy nampoiziko hoe ho marobe nareo no tia sy nanao commande an'izy ity🥹🫶🏻 Merciiii🙏🏻💗☑️ Mandefa commande indray iza...
18/08/2026

Tena tsy nampoiziko hoe ho marobe nareo no tia sy nanao commande an'izy ity🥹🫶🏻 Merciiii🙏🏻💗

☑️ Mandefa commande indray izahay androany ho an'izay mila
☑️ Isakin'ny talata sy sabotsy ny fandefasanay commande
✈️ 10j après commande ny fahatongavany

✅✅✅ MP avy hatrany ary o

Coucou les mamans❤️ Inona ny article ilainao ho an'ny zazah zao❓🔵 Feno article karazany maro ato aminay🔵 Misy ny efa dis...
17/08/2026

Coucou les mamans❤️ Inona ny article ilainao ho an'ny zazah zao❓

🔵 Feno article karazany maro ato aminay
🔵 Misy ny efa disponible ary misy kosa ny sur commande izay tonga 10 andro aorinan'ny commande
✅ Afaka miditra mp avy hatrany raha misy mahaliana anao

Hiezaka fona handefa karazana articles maro eto🥰

Manasa anao hanaraka hatrany ny pejy Merveille'Kids MDG 🫶🏻

Mirary erinandro feno fahasoavana ho antsika rehetra🩷🩷🩷🩷🩷

16/08/2026

Ndao mba fenoina 2K ny pejy dia hizara crédit ho an'olona 20 isika vao feno io😋😍😍😍😍

Article ho an'ny krismasy🎄🙈 Oui satria izao dia efa alefa😉 ✨Ho an'izay tsy mahandry dia afaka atao commande mandeha avio...
16/08/2026

Article ho an'ny krismasy🎄🙈 Oui satria izao dia efa alefa😉

✨Ho an'izay tsy mahandry dia afaka atao commande mandeha avion io dia tonga vetivety🥰
✨0 à 18 mois ny taille disponible

✅Aleo tonga dia mp raha mahaliana anao

Asabotsy androany : fandefasana commande ato aminay✈️ Ireo misy karazana articles maromaro afaka hafarana ato aminay😉😉Az...
15/08/2026

Asabotsy androany : fandefasana commande ato aminay✈️ Ireo misy karazana articles maromaro afaka hafarana ato aminay😉😉

Aza misalasala manontany sy miditra mp fa vonona ny hamaly izahay❤️❤️

✈️Tonga afaka 10 andro ny entana

Araho hatrany ny pejy✅

14/08/2026

Eto an-tanàna rehefa tapaka ny jiro dia tsy ny disjoncteur no verifiéna fa ny manodidina hoe tapaka koa ve💡🤭🤣
Sa tsy zany nenareo❓😂😂

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Merveille'Kids MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share