𝑹𝒊𝒅𝒅𝒚

𝑹𝒊𝒅𝒅𝒚 🎥 Acting | Lifestyle ✨Bienvenue dans mon univers! IG: 🇲🇬🇨🇳

| DM for collab ✉️ |

𝓢𝓸𝓵𝓸 𝓯𝓮𝓵𝓲𝓬𝓲𝓽à ✨Ig : riddymthn_ / Tiktok : riddy_mthn
17/05/2026

𝓢𝓸𝓵𝓸 𝓯𝓮𝓵𝓲𝓬𝓲𝓽à ✨

Ig : riddymthn_ / Tiktok : riddy_mthn

Parfois, il suffit d’un peu de lumière pour retrouver son chemin. ✨🖤
15/05/2026

Parfois, il suffit d’un peu de lumière pour retrouver son chemin. ✨🖤

Tafaverina amin'ity "activité" ity ihany aho🔥 Vente housse 🤗Misaotra sahady an’izay hanohana sy hamela like kely ao amin...
14/05/2026

Tafaverina amin'ity "activité" ity ihany aho🔥 Vente housse 🤗
Misaotra sahady an’izay hanohana sy hamela like kely ao amin’ny Glamcase 📱✨ Indrindra moa hoan'izay hanao partage❤️
Mirary soa🥰

13/05/2026

Ny handaminako ny saiko isan-kariva✨ Eto foana aho no mitazana❤️
Ndao mba miara-mijery amiko ary😁

Soavimasoandro - Tsarasaotra📍

Mpianadahy tany anaty sarimihetsika tany no nahafantaran'ny ankamaroany anay✨ Fa eo amin'ny tena fiainana dia tena lasa ...
12/05/2026

Mpianadahy tany anaty sarimihetsika tany no nahafantaran'ny ankamaroany anay✨ Fa eo amin'ny tena fiainana dia tena lasa ohatran'izay izahay😁
Efa ela be tsy nihaona nefa dia androany aho nanapa-kevitra fa handalo any aminy na dia tsy dia manam-potoana ary🤗 Ni-forcena fotsiny e🥰
Ravaka Rakotoa

10/05/2026

Tokony vao maika ho "motivation" be ho anay lehilahy izany teny mandratra izany💔 Fa na dia izany aza fidifidio ihany ny teny avoaka ✨

Titre : Time is up

Vita ihany iny "journée" iny na dia mafimafy aza🫡 "Bonne nuit", mirary soa ❤️Tiktok: riddy_mthnIg: riddymthn_
09/05/2026

Vita ihany iny "journée" iny na dia mafimafy aza🫡
"Bonne nuit", mirary soa ❤️

Tiktok: riddy_mthn
Ig: riddymthn_

06/05/2026

Aza mifanadala aloha fa aleo za handihy🤣🤣
Just for fun e... 💫

Dia lasa mitady fa aza mijanona eo am-pandriana eo ary💪🔥
06/05/2026

Dia lasa mitady fa aza mijanona eo am-pandriana eo ary💪🔥

😭

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑹𝒊𝒅𝒅𝒚 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share