Kely Maso.mg

Kely Maso.mg MAGASIN DE CHAUSSURES EN LIGNE, PRIX ABORDABLES Merci de lire le CGV

👟💥 Perte be kosa izay tsy mahazo an’ity androany !Iza ilay nitady couleur hafa tamin'itony ? 😍🎨⏳ MP haingana fa androany...
08/06/2026

👟💥 Perte be kosa izay tsy mahazo an’ity androany !

Iza ilay nitady couleur hafa tamin'itony ? 😍🎨

⏳ MP haingana fa androany ihany a !

📏 Pointure : 36 à 43

Tsy ahitana betsaka itony fa araraoty dieny mbola misy stock 💥🔥

📍 Boutique : Antohomadinika Antsahalovana (entre Sopromer et terminus Mahitsy)
🕒 Ouvert du lundi au vendredi, 7h30 à 17h
📞 038 61 261 22
🚚 Livraison à Tana et en province

🔥 Misy daholo indray ny pointure amin'ity fa vonjivonjeo haingana 🔥Ity ilay modèle tena tianareo be 😍👟Tena mety na ho an...
08/06/2026

🔥 Misy daholo indray ny pointure amin'ity fa vonjivonjeo haingana 🔥

Ity ilay modèle tena tianareo be 😍👟

Tena mety na ho an'ny lahy na vavy✨

💯 Confortable
💯 Lamaody be

✅ Pointures disponibles : 36 à 43

📩 Alefaso MP haingana raha hanao commande :
✔️ Pointure
✔️ Contact
✔️ Lieu de livraison

📍 Boutique : Antohamadinika Antsahalovana (entre Sopromer et terminus Mahitsy)
Ouvert du lundi au vendredi, 7h 30 à 17h
📞 038 61 261 22
🚚 Livraison Tana et en province

Efa couleurs Standart kosa zao e❤️Fa na izany afaka mijery loko hafa ndray 💚
07/06/2026

Efa couleurs Standart kosa zao e❤️

Fa na izany afaka mijery loko hafa ndray 💚

Mitondra moto eny an-dalana aho, dia iny misy zoky manenjika ahy, tonga teo akaiko zoky dia hoy izy hoe:" Mandeha be akie izany moto andrie izany, ndrie koa mahay mitondra be, mizotra mankaiza ndrie izany, tsy aleo ve mba miaraka e".
Noesoriko ilay casque nanakona ny lohako sy ny tarehiko dia nobetrohako tamin'ny feo mahery zoky hoe mamo angaha zoky izany.
Dia lasa nirifatra ohatran'ny tsy teo lery 😶

Mijery fitaratra foana aho ato izao hoe maninona ary aho no nataon'i zoky an'izany.

I Crush milaza fa tia couleur rose dia nisacre kely aho nanao rose kanefa zoky indray no voasarika.
Kiraro novidiako tany amin'i Kely Maso.mg tamin'izany fotoana moa izy io, efa ela ela ihany no nividianako azy tany fa mbola mijoro tsara hatreto 😁

😍🔥 Kay kay kay, mahafatifaty anie e 🔥😍Tagéo le namanao tia an'ity na tokony hividy an'ity ho anao 😀 👟✨Modely tena be mpi...
07/06/2026

😍🔥 Kay kay kay, mahafatifaty anie e 🔥😍

Tagéo le namanao tia an'ity na tokony hividy an'ity ho anao 😀 👟✨

Modely tena be mpitia indrindra sady manome look manja be ireto 💃💫

⚠️ Tena vitsy kely sisa no disponible fa aza miandry ela a. MP haingana !

💥 Prix :
✅ 37 000 Ar seulement

✅ Pointure : 36 à 39

Tsy misokatra ny week-end izahay fa :

📩 Ho an'izay hanao commande dia alefaso MP avy hatrany :
✔️ Pointure
✔️ Contact
✔️ Lieu de livraison

🕒 Manomboka alahady hariva izahay no hamaly ny messages rehetra voaray ary lundi zahay manao ny livraison anareo.

📍 Boutique : Antohamadinika Antsahalovana (entre Sopromer et terminus Mahitsy)
📞 038 61 261 22
🚚 Livraison Tana et en province

🔥 MORA LOATRA ANIE OA E🔥Ity modely ity dia ho an’izay mitady qualité + prix abordable 😍👟Simple sady confortable.✅ Pointu...
07/06/2026

🔥 MORA LOATRA ANIE OA E🔥

Ity modely ity dia ho an’izay mitady qualité + prix abordable 😍👟
Simple sady confortable.

✅ Pointures : 35 à 38

💥 Prix :
✅ 25 000 Ar seulement

Tsy misokatra ny week-end izahay fa :

📩 Ho an'izay hanao commande dia alefaso MP avy hatrany :
✔️ Pointure
✔️ Contact
✔️ Lieu de livraison

🕒 Manomboka alahady hariva izahay no hamaly ny messages rehetra voaray dia lundi ny livraison anareo.

📍 Boutique : Antohamadinika Antsahalovana (entre Sopromer et terminus Mahitsy)
📞 038 61 261 22
🚚 Livraison Tana et en province

🤍🔥 Ity modely ity dia anisan'ny tena tianareo be 🔥🤍👟✨ Mety foana na ho an'ny lehilahy na vehivavy tia style simple nefa ...
07/06/2026

🤍🔥 Ity modely ity dia anisan'ny tena tianareo be 🔥🤍

👟✨ Mety foana na ho an'ny lehilahy na vehivavy tia style simple nefa tena classe 😍

✅ Pointures disponibles : 36 à 43
✅ Qualité au top

💥 Prix :
✅ 60 000 Ar seulement

Tsy misokatra ny week-end izahay fa :

📩 Ho an'izay hanao commande dia alefaso MP avy hatrany :
✔️ Pointure
✔️ Contact
✔️ Lieu de livraison

🕒 Manomboka alahady hariva izahay no hamaly ny messages rehetra voaray ary lundi zahay manao ny livraison anareo.

📍 Boutique : Antohamadinika Antsahalovana (entre Sopromer et terminus Mahitsy)
📞 038 61 261 22
🚚 Livraison Tana et en province

🔥 MODELE TENDANCE BE 🔥Mety tsara ho an’izay tia style classe, moderne ary miavaka 💃✨✨ Design vaovao✨ Confortable sady ma...
07/06/2026

🔥 MODELE TENDANCE BE 🔥

Mety tsara ho an’izay tia style classe, moderne ary miavaka 💃✨

✨ Design vaovao
✨ Confortable sady maivana

✅ Pointures : 39 à 43

💥 Prix :
✅ 70 000 Ar seulement

Tsy misokatra ny week-end izahay fa :

📩 Ho an'izay hanao commande dia alefaso MP avy hatrany :
✔️ Pointure
✔️ Contact
✔️ Lieu de livraison

🕒 Manomboka alahady hariva izahay no hamaly ny messages rehetra voaray dia lundi ny livraison anareo.

📍 Boutique : Antohamadinika Antsahalovana (entre Sopromer et terminus Mahitsy)
📞 038 61 261 22
🚚 Livraison Tana et en province

🔥 TSARA ANIE ZANY E 🔥Tena tianareo be koa ty sady lamaody be 😍👟✨ Qualité tsara be foana.✨ Confortable sady maivana✨ Styl...
07/06/2026

🔥 TSARA ANIE ZANY E 🔥

Tena tianareo be koa ty sady lamaody be 😍👟

✨ Qualité tsara be foana.
✨ Confortable sady maivana
✨ Style moderne be

✅ Pointures : 36 à 43

💥 Prix :
✅ 50 000 Ar seulement

⚠️ Stock limité ka aza tara a !

Tsy misokatra ny week-end izahay fa :

📩 Ho an'izay hanao commande dia alefaso MP avy hatrany :
✔️ Pointure
✔️ Contact
✔️ Lieu de livraison

🕒 Manomboka alahady hariva izahay no hamaly ny messages rehetra voaray dia lundi ny livraison anareo.

📍 Boutique : Antohamadinika Antsahalovana (entre Sopromer et terminus Mahitsy)
📞 038 61 261 22
🚚 Livraison Tana et en province

🔥 Ty kosa aloha tena farak'izay tsara e 🔥Iza ilay mankafy couleur rouge ? ❤️👟Modely tena miavaka sy manintona maso 😍✨ Qu...
06/06/2026

🔥 Ty kosa aloha tena farak'izay tsara e 🔥

Iza ilay mankafy couleur rouge ? ❤️👟

Modely tena miavaka sy manintona maso 😍

✨ Qualité au top
✨ Finition soignée
✨ Confortable sady tena classe

✅ Pointure : 39 à 43

💥 Prix :
✅ 65 000 Ar seulement

⚠️ Vitsy ny stock fa alefaso haingana ny commande a !

Tsy misokatra ny week-end izahay fa :

📩 Ho an'izay hanao commande dia alefaso MP avy hatrany :
✔️ Pointure
✔️ Contact
✔️ Lieu de livraison

🕒 Manomboka alahady hariva izahay no hamaly ny messages rehetra voaray dia lundi manao ny livraison anareo.

📍 Boutique : Antohamadinika Antsahalovana (entre Sopromer et terminus Mahitsy)
📞 038 61 261 22
🚚 Livraison Tana et en province

✨️✨️✨️ZARA, levi's  ✨️✨️✨️✨️Prix : 40 000 Ar ✅️✅️au lieu de 75 000 Ar ❎️❎️💎💎les Hommes meritent d'être bien vétû💎💎Une te...
19/12/2024

✨️✨️✨️ZARA, levi's ✨️✨️✨️✨️
Prix : 40 000 Ar ✅️✅️au lieu de 75 000 Ar ❎️❎️

💎💎les Hommes meritent d'être bien vétû💎💎

Une tendance unique 🎆🎆

Taille disponible (reférence japonais): 29 à 36

Stoch limité ⚠️⚠️⚠️⚠️

Livraison Tana et Province🚴‍♂️🚴‍♂️🚴‍♂️
BOUTIQUE chez Kely Maso, ANTOHAMADINIKA EN FACE NY ARRET BUS ANTOHAMADINIKA🏠🏠

☎️☎️Telephone : 038 61 261 22

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:30
Tuesday 06:00 - 20:30
Wednesday 06:00 - 20:30
Thursday 06:00 - 20:30
Friday 06:00 - 20:30
Saturday 06:00 - 20:30

Telephone

+261386126122

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kely Maso.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kely Maso.mg:

Share

Category