Bou Tiko

Bou Tiko Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bou Tiko, Apparel & Clothing, Antananarivo, Antananarivo.

19/01/2024

Vao mifoha maraina dia ireto no ataovy fahazarana.

1. Atombohy amin'ny fankasitrahana.
Misy ny tonga dia mivavaka
Misy ny manao méditation.
Fa ny tsy azo atao dia vao mifoha dia efa taraina sahady. Mahaiza mankasitraka fa ny sasany ary tsy tafafoha ohatranao.

2. Mandraisa 30 minitra hamakiana boky.
Tsy betsaka fa na 30 minitra fotsiny raha mbola tsisy fotoana be. Ampy hampitombo ny fahalalanao sy hambolenao fahazarana izay

3. Mamerimberena teny positif 5 farany kely isa-maraina.
Ohatra, sambatra aho, tsisy zavatra mahory ahy, mikoriana hoazy amin'ny fiainako ny vola, mora ny fiainana, vitako izay zavatra kasaiko atao androany.
Mitarika onde positifs ho anao ny fitenenanao izany matetika

4. Maka 20 na 30 minitra mba hampihetsehana vatana.
Mba hampavitrika sy hahatonga anao hanana '' créativités '' izany ka tsy ho sarotra aminao ny tontolo andro avy eo.

5. Ny farany dia hoe raiso naoty ny zavatra hataonao androany ka fantaro hoe inona amin'ity zavatra ataoko androany ity no mety hitondra voka-tsoa be amin'ny fiainako rahampitso? Ka raha mety dia izay zavatra important be no atao.

Source : Réussir avec Martin

🤣😂
19/01/2024

🤣😂

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261340673484

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bou Tiko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share