KASIA Mode

KASIA Mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KASIA Mode, Clothing (Brand), Antananarivo.

05/02/2026

⚡Indraindray, ny olana no fitaovana ampiasain’Andriamanitra hanokafana ny masonao.

⚡Rehefa tsara ny fiainana dia maro no milaza fa tia, fa rehefa sedra no tonga dia hita mazava izay tena mijanona sy izay miova endrika.

⚡ Ny olana àry tsy natao handrava anao, fa hanavaka ny marina sy ny sandoka eo amin’ny olona manodidina anao.

03/02/2026

Ny fahombiazana tsy tonga tampoka. Miorina amin’ny dingana kely, ezaka tsy tapaka, ary faharetana. Rehefa mijoro tsikelikely amin’izay anananao sy vitanao ianao dia manangana fototra mafy hahatonga ny fahombiazana ho maharitra sy mendrika.

28/12/2025

⚡“Mianara mijoro irery.”

⚡“Ny tsy mahay miaina irery dia mora very rehefa misy miala.”

⚡“Ny fahasambarana dia tsy ampekinina amin’ny hafa.”

⚡“Aleon’irery toy izay miaraka nefa very tena.”

⚡“Ny olona mahay miaina irery dia tsy mora potika.”

Address

Antananarivo

Telephone

+261387341595

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KASIA Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to KASIA Mode:

Shortcuts

Share