AccessMad

AccessMad Miarahaba anao, tongasoa ato amin'ny ACCESSMAD. Ny ACCESSMAD dia mivarotra en ligne detail. Ary manao livraison

22/08/2026

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Technicien Canal Sat

22/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rktbe Sedera, Cayrah Olivia, Mandresy Mandresy, Fidele Manantsoa, Erica Andria

12/08/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Pretty Rakotondrazay, Ny Rïna

07/08/2026

Salama tompoko 🙏

Ho anareo izay antso no mahazatra amin’ny fanaovana commande, dia ialana tsiny indrindra raha tsy afaka mandray antso tsara aho amin’izao fotoana izao. Tena tampina ny kohaka ka tapatapaka be ny feo, ary sarotra ny miresaka amin’ny téléphone. 🙏😔

Azafady indrindra tompoko, raha azo atao dia alefaso amin’ny message privé ny commande-nao, dia hokarakaraina raha vao afaka.

Misaotra indrindra amin’ny fahatakarana sy ny faharetana. 🙏❤️

🚨 🛑 Aza mandalo fotsiny... Mety ity no zavatra ilain'ny téléphone-nao indrindra androany!😰 Firy ny olona no efa very cli...
07/08/2026

🚨 🛑 Aza mandalo fotsiny... Mety ity no zavatra ilain'ny téléphone-nao indrindra androany!

😰 Firy ny olona no efa very client, very commande, na tapaka antso satria lany batterie tampoka?

Aza avela ho isan'izy ireo ianao.

🔥 Power Bank MAMAK 50000mAh no vahaolana hiarovana anao amin'ny batterie lany amin'ny fotoana tena ilaina.

🚨 PROMOTION LIMITÉE 🚨

❌ 170 000 Ar
✅ 150 000 Ar MONJA 🔥

Nahoana no mendrika hovidiana?

🔋 50000mAh – Mahavita charge imbetsaka.
⚡ 22.5W Fast Charge – Haingana ny famandrihana.
📟 Écran digital – Hita foana ny batterie sisa.
🔌 USB + Type-C – Afaka mamandrika fitaovana maromaro indray mandeha.
💡 Jiro LED – Tena ilaina rehefa tapaka jiro.

💼 Na mpivarotra, mpianatra, mpiasa, chauffeur, na olona mampiasa smartphone isan'andro ianao, ity no fitaovana iray tsy tokony ho diso anananao.

🚚 Mandefa manerana an'i Madagasikara.

📩 Te haka ny anao? Alefaso MP IZAO miaraka amin'ny:
✅ Anarana
✅ Laharana finday
✅ Adiresy

⏳ Voafetra ny stock amin'ny vidiny PROMO. Rehefa tapitra ny promotion dia hiverina amin'ny 170 000 Ar ny vidiny. Koa manaova commande dieny izao!

📞 033 08 030 17

Address

Ravitoto
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AccessMad posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share