11/09/2026
Hainao fa mampiasa gel do**he isan'andro isan'andro ny olona, fa eto kosa dia ny fanamboarana azy mihitsy no ho hainao. Araho kely ange e🫵
- Liquide neutre 930g
- Glycérine 30g
- Glucose 20g
- Acide citrique 20g.
- Benzoate de sodium 20g
1. Afangaro voalohany indrindra ny liquide neutre sy glycérine ary ny glucose dia haroy ho levona tsara
2. Afangaro manokana ny acide citrique sy ny conservateur, afaka ampiana rano kely fotsiny, dia atambatra ao amin'ilay teo aloha aveo
3. Afaka ampianao parfum na colorant izay tianao, ka apetraka 12ora raha kely indrindra dia izay vao azo ampiasaina avy hatrany
FA ANATIN'ITY FIOFANANA PRO ITY, DIA HANANGONANAY MANOKANA IREO LOHAHEVITRA MAMPIDI-BOLA MAROBE HO ANAO
-----------------------------------
Savony gasy, savony vaingany rehetra, savony ranony manontolo, vovontsavony, vinaigre, savoka, labozia sns + Pratika manokana
➡️ ALAKAMISY 08 OKTOBRA 2026
▫️Ety amin'ny Tranombarotra LIDA Anosibe, amin'ny 08:30 - tontolo andro
▫️ Filankevitra: 034 50 067 89
📍 Misy akora rehetra izay ilainao ety amin'ny Tranombarotra LIDA, azonao hividianana isan'andro
ANDAO HANAMPY FIDIRAM-BOLA FA FOTOANA IZAO HAMETRAHANAO TANTARA
: DAILY Savon & Produits - Malagasy Mandroso - LIDA Anosibe