31/05/2026
🧇✨ RECETTE GAUFRE MATSIRO K'EL!
👩🍳 Fomba fanomanana :
Afangaro ny ingrédients secs rehetra, avy eo arotsahy ny atody, ronono ary beurre fondu.
Avela hijanona 15 minitra ny pâte, dia andrahoina ao anaty gaufrier mafana mandra-pahatonga azy Mahazo lokom-bolamena 🧇🔥
📤 Zarazarao Raha Mahasoa