Tsena k'el

Tsena k'el 🇲🇬 K’EL 🇲🇬
Orinasa Malagasy miezaka mampiakatra ny fenitra amin’ny sehatry ny sakafo sy ny famokarana.

Mifantoka amin’ny kalitao, fahadiovana, ary fanavaozana izahay mba hitondra vokatra azo itokisana sy mahasalama ho an’ny fianakaviana Malagasy. Mivarotra entana maro tsara nefa mora ary koa manome toro-hevitra sy mitondra hafaliana

31/08/2026

💍 Na ny zavatra kely indrindra aza dia tena MANATSARA NY ORGANISATION MARIAGE?

Rehefa tonga io fotoana lehibe io,dia matetika mikoropaka daholo ny rehetra :

👰‍♀️ Iza no Team Bride? ( ry demoiselle d'honneur)
🤵 Iza no Team Groom? (ry garçon d'honneur)
👨 Iza no rain’ny mariée? ( i papa e!)
👩 Iza no mamany?

🧓Ary iza indray ilay rangahy somary lehibe mianjaika be iny? ( Matetika iny ilay mitovitovy tarehy amin'ny papa dia tena manahirana an'ilay photographe..)

Izany indrindra no antony nanaovana ny PINS MARIAGE 💍✨

Kely izy, fa manamora zavatra be :
✔️ Marié(e)
✔️ Team Bride
✔️ Team Groom
✔️ Père de la mariée
✔️ Mère de la mariée
✔️ Témoins

… sy ireo rôles hafa arakaraka izay ilainareo.

📸 Ho an’ny photographe sy vidéaste: mora fantarina avy hatrany ny olona manan-danja.

👰‍♀️🤵 Ho an’ny invités: mazava tsara hoe iza no iza.

✨ Tsy mila manontany an'i Totoa Sahondra intsony ny olona hoe " Aiza ny sakafonay fa noana izahay?"
satria efa manana PINS ihany koa ny "Traiteur" 🫱🫲

💍 PINS KELY fa manampy BE amin'ny Organisation.

📩 Aleo ataonay ny PINS fa ianareo kosa afaka mankafy ilay andro lehibe🚨🚨

📍Mentionneo eto ilay namanao hanambady atsy ho atsy iny. ⬇️ ;)
📍Ho anareo efa nanambady indray ataovy coucou 👋eto ilay demoiselle d'honneur anareo tamin'izany eee 🌸

📌 Ilaina be ity amin'izao andro mangatsiaka izao‼️ ☁️🎈 LEGGINGS 💯 COTON.Aza misalasala fa alefaso ny commande ary o‼️Pag...
12/07/2026

📌 Ilaina be ity amin'izao andro mangatsiaka izao‼️ ☁️

🎈 LEGGINGS 💯 COTON.

Aza misalasala fa alefaso ny commande ary o‼️

Page: Kledd
📞 034 44 768 22



🇲🇬

📤 Ariary 100👍 Manomboka amin'ny Ariary Zato dia efa mahazo service ato aminay.✅  Ny fandraisana ve? Amin' ilay mahafa-po...
10/07/2026

📤 Ariary 100

👍 Manomboka amin'ny Ariary Zato dia efa mahazo service ato aminay.

✅ Ny fandraisana ve? Amin' ilay mahafa-po fa tsy mikitakita na photocopie iray ary no ho ataonao.

🌸 Tsara ny kalitao e, tsy mahamenatra mihitsy ny flyers anao, na invitation , na carte business anao, sns...

✨ Raha tsy te hiasa saina be amin'ny ihany koa moa dia aleo fa ho ataonay e! olona za-draharaha no handray anareo ao.

Araho hatrany ny pejy raha te hahita ny tohiny oooo!!!

⬇️⬇️⬇️

🧇✨ RECETTE GAUFRE MATSIRO K'EL!👩‍🍳 Fomba fanomanana  :Afangaro ny ingrédients secs rehetra, avy eo arotsahy ny atody, ro...
31/05/2026

🧇✨ RECETTE GAUFRE MATSIRO K'EL!

👩‍🍳 Fomba fanomanana :
Afangaro ny ingrédients secs rehetra, avy eo arotsahy ny atody, ronono ary beurre fondu.

Avela hijanona 15 minitra ny pâte, dia andrahoina ao anaty gaufrier mafana mandra-pahatonga azy Mahazo lokom-bolamena 🧇🔥

📤 Zarazarao Raha Mahasoa

🌸 Akory Akory e!!!!☕Ianareo ve team café sa team thé??🙂 Manana café de soja disponible isika a!!!Mirary soa o!!!
07/05/2026

🌸 Akory Akory e!!!!

☕Ianareo ve team café sa team thé??

🙂 Manana café de soja disponible isika a!!!

Mirary soa o!!!

02/05/2026
01/05/2026

🌸 Mirary soa o!! 🌸

30/04/2026

🙄🤔 Misy azo dinihina ity resak'i zoky Faly ity 🤔

30/04/2026

🚨Izay fa Masaka🚨

Toy izao ny mikarakara an'ilay café tsy misy caféine zareo a 🙄🙄

💪 Masaka, café de soja sans cafeine , mety ho an'ireo izay mila vokatra tsara sady natoraly
😁 Andramo anie e!

🛑 Secret hahazoana vokatra tsara 🛑🛑🤔 1️⃣ Ingrédients ?🙄 2️⃣ Fitaovana matihanina ?🚨🚨 TSIA.👉 Maro ny olona mifantoka amin...
30/04/2026

🛑 Secret hahazoana vokatra tsara 🛑🛑

🤔 1️⃣ Ingrédients ?
🙄 2️⃣ Fitaovana matihanina ?
🚨🚨 TSIA.

👉 Maro ny olona mifantoka amin’ireo…
fa misy zavatra iray matetika tsy jerena:

🔥 NY ENVIRONNEMENT DE TRAVAIL 🔥

🌸 Na tsara tahaka ny inona aza ny ingrédients
🌸 Na lafo sy matanjaka toy ny inona aza ny fitaovana

❌ Raha tsy madio sy tsy milamina ny toerana iasana…

➡️ mikorontana ny saina
➡️ Very ny fotoana
➡️ mihena ny kalitao

🌸 Ny fanaovana sakafo dia asa iray…
fa ny fanadiovana? tantara hafa mihitsy 😅😅

💯 Ny tena matihanina dia tsy hoe mahay mahandro fotsiny…
fa mahay mandamina ny toerana iasany.

🚨 Ary hita mazava io tao amin’ilay film The Founder
👉 rehefa namorina ilay système ry frère McDonald.Ny tanjony dia iray:
milamina = haingana = mahomby

📩 Ianareo koa ve mahatsapa fa tena hafa ny vokatra rehefa madio sy milamina ny toeram-piasana?
(Tsy voatery resaka sakafo an 😉)

Address

Antananarivo

Telephone

+261345510586

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena k'el posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share