02/05/2024
🎁🎁🎁 GIVE AWAY!!!! Andao Hilalao ary e!!!📣📢
Hello les fashionista ❤️😘
Aloha'ny ahatongavan'ny arrivage tsika dia hanolotra "Give Away"🎁🎁🎁 ho atsika mpanaraka ny pejy izahay ato amin'ny Curvy Fashion MDG , spécialisé en articles SHEIN.
Loka 3 🎁🎁🎁 no ho zaraina ho antsika :
Loka 1 : Poketra kely, women's shoulder bag hoy isika fashionista. 👜
Loka 2 : Bracelet façon Bohemia - Pearl Women's Bracelet Set📿
Loka 3 : Barrette à cheveux en satin-Satin Bow hair clip 🎀
Ahoana ary ny fitsipiky ny lalao mba ahazahoana ireo loka ireo!? :
1- Asio "j'aime" ny pejy dia abonneo ✅
2- Mentionneo ao amin'ny commentaire ny namanao anaky 3 mba ilalao ihany koa ✅
3- Partageo en mode public ao amin'ny fils d'actu ity publication ity ✅
Faran'ny lalao : Jeudi 16/05 à 23h59
Amin'ny 17/05 kosa ny fisarihana sy fanambarana ny valin'ny lalao ☺️🤗🤗