Manja Women

Manja Women Manja Women a été créée pour aider les femmes à mieux vivre et s'aimer un peu plus.

04/09/2026
Kikou les Manja 🫦Tsy aiko nareo fa zahay dia resy lahatra oe   ilay   👩‍🦰Tena oe ...Ireto misy modèle maromaro  daholo i...
03/09/2026

Kikou les Manja 🫦

Tsy aiko nareo fa zahay dia resy lahatra oe ilay 👩‍🦰

Tena oe ...

Ireto misy modèle maromaro

daholo ireo : vita ny hoho tongotra sy tanàna durant le temps de pause 🪷
Manja Women : 🏩 Trano fotsy en face

01/09/2026

Kikou les Manja Women

Arabaina ireo gagnante-tsika !
Afaka tonga ianareo amin'ity herin'andro ity fa ho raisina am-pitiavana be 💖

Ianareo tsy nahazo kosa, aza miala lavitra fa efa ho avy ny jeux 1K 🌸

Tsindrio ny bouton mba tsy ho tara 🩷

Sinon, efa nivoaka ao ny promotion septembre 🌷

Tongava fa ataonay ianao 💐🪷

Manja women : trano fotsy ampitan'ny commune Bemasoandro

Kikou les Manja 🫦Ny tena itiavanareo anay dia ilay promotion isam-bolana 🚀Amin'ity   ity isika dia anao   Mila misaotra ...
31/08/2026

Kikou les Manja 🫦

Ny tena itiavanareo anay dia ilay promotion isam-bolana 🚀

Amin'ity ity isika dia anao

Mila misaotra tena maman fa tafiditra ny mpianatra 🤭❤️‍🔥

Mila manao manja fa tsy mahazo rodana zany 💀👩‍🦰

Entano ny namana 👭

Ilazao ny havana👩‍❤️‍👩

Mila manao manja ny mpanjaka vavy 👸

Manja Women : Trano fotsy en face commune Bemasoandro Itaosy
Juste ampitan'ny Horizon

https://www.facebook.com/reel/1009159108291895/?app=fbl

🎉 JEU CONCOURS – OBJECTIF 700 FOLLOWERS ! 🎉Manja Women veut vous faire plaisir 💕Si nous atteignons 700 followers, 3 chan...
29/08/2026

🎉 JEU CONCOURS – OBJECTIF 700 FOLLOWERS ! 🎉

Manja Women veut vous faire plaisir 💕
Si nous atteignons 700 followers, 3 chanceuses auront la possibilité de gagner un joli cadeau beauté ! ✨

🎁 3 LOTS À GAGNER :
🥇 Coloration selon votre modèle
🥈 Lissage brésilien
🥉 Coiffure avec finition Steampod

💗 Pour participer, c’est très simple :
1️⃣ Aimez la page Manja Women
2️⃣ Invitez 5 amis à aimer la page et identifiez-les en commentaire 👭
3️⃣ Partagez cette publication sur votre mur en mode public et dans 3 groupes 🔄

✨ Plus nous serons nombreuses, plus vite nous atteindrons les 700 followers !

Alors, à vous de jouer ! 🥰
Et surtout… invitez vos copines ! 💕

📍 Manja Women – Le plaisir d’être une femme

---

🎉 LALAON-DRAFITRA – TANJONA 700 FOLLOWERS ! 🎉

Te hampifaly anareo ny Manja Women 💕
Raha mahatratra 700 followers isika, dia hisy olona 3 hahazo loka Manja be ! ✨

🎁 LOKA 3 HO AZO :
🥇 Coloration araka izay modely tianao
🥈 Lissage brésilien
🥉 Coiffure miaraka amin'ny finition Steampod

💗 Ahoana no fandraisana anjara ?
1️⃣ J'aimé-o ny page Manja Women
2️⃣ Asao anao j'aime ny page ny namana 5, ary soraty ao amin'ny commentaire ny anarany 👭
3️⃣ Partageo amin'ny mur-nao amin'ny mode public ity publication ity ary anaty groupe public 3 izay hitanao fa be olona 🔄

✨ Arakaraka ny maha-betsaka antsika no hahatongavantsika haingana amin'ny 700 followers!

🥰 Koa andao ary hilalao !
Ary aza adino ny manasa ny namanao 💕

🌸 Manja Women – Le plaisir d’être une femme

26/08/2026

Eh !
Kely sisa dia tapitra ny promotion coloration an !
Ndao haingana hanararaotra 🥰

Kikou les   😊Ndao ary asina promotion amin'ilay tena tianareo be !Jusqu'au samedi 05 septembre ihany io tolotra io fa ar...
22/08/2026

Kikou les 😊

Ndao ary asina promotion amin'ilay tena tianareo be !

Jusqu'au samedi 05 septembre ihany io tolotra io fa araraoty an ☺️

Manja women : 2ème étage trano fotsy en face commune Bemasoandro Itaosy
Ambonin'ny Meuble Mamiratra

Kikou les   Ndao asina promotion dernière semaine 😍Inona no tianareo ?Onglerie ?
21/08/2026

Kikou les

Ndao asina promotion dernière semaine 😍

Inona no tianareo ?

Onglerie ?

Kikou les manja 🥰Ianareo ve efa nanao extension gel ?🫵 Ho anareo manana hoho mora tapaka !🫵 Tsy te hanao faux ongles !🫵 ...
07/08/2026

Kikou les manja 🥰

Ianareo ve efa nanao extension gel ?

🫵 Ho anareo manana hoho mora tapaka !
🫵 Tsy te hanao faux ongles !
🫵 Te anao gainage nefa mbola fohy loatra ilay hoho ?
😏 Full chablon nefa lafo loatra

Ity no vaha olana 💅

Extension gel 😊

Tena tsara 😍😍😍😍

Tongava fa ataonay tsara be 🩷

Manja Women : Trano fotsy en face commune Bemasoandro Itaosy
2ème étage ambonin'ny Meuble Mamiratra

Address

Itaosy/Trano Fotsy Ampitan'ny Horizon
Antananarivo
101

Telephone

+261321604248

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manja Women posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Manja Women:

Shortcuts

Share