24/08/2026
Vacances ny andro🏖️🏝️🌞
Maro be ianareo no te-hanana cache maillot, ensemble short/bikini vita avy amin'ny crochet😊 Tsy ratsy akory izany fa ireto no tsara ho fantatra
✅ Amin'ny ankapobeny, tsy manana article dispo de suite izahay crocheteuse ka mifanaraka amin'ny filan'ny mpanjifa (mety hoe taille XS na S ohatra no misy nefa ianareo taille ML) ➡️ Sur commande izany no mety aminao😊
✅ Rehefa sur commande dia mila fotoana elaela izahay hanamboarana azy, manomboka hatrany amin'ny fividianana akora fototra moa izany hatramin'ny fahavitan'ny asa tanteraka
✅ Sur commande=acompte 50% (tsy hohahinay akory ito fa hividiananay fil/pelote), ny aty am-paosinay aza no manaraka indraindray 🥺 Non remboursable ny acompte raha sanatria avy aminareo no hanafoanana ny commande
✅ Izay mahatonga acompte mialoha no atomboka mialoha➡️ Vita voalohany
✅ Commande express (ito ilay ilainareo maika be afaka 2-5 andro nefa 15 andro no tokony vao ho vita 🥹) PRIX TSY MORA ito ry zareo satria izahay dia mivadika ho robot tampoka mba hahavitan'ilay commande-nareo ara-potoana
❤️ Raha te-hanana zavatra miavaka ho anareo ianareo dia alefaso mialoha ny commande amin'izay isika samy tsy sahirana🥰
Misokatra midanadana ny hafatra miafina eto amin'ny pejy (sy ny kaonty manokana) raha misy tiana hanontaniana sy horesahina😉
Ataovy tsara ny vacances, araraoty rehefa afaka mandeha😊 Mirary soa zareo🥰❤️
© Miharisoa Vona
📷 Pins