Jas' Gasy

Jas' Gasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jas' Gasy, Apparel & Clothing, Nanisana, Antananarivo.

23/08/2026
[SÉRIE INFOS - 2/5]Mahakasika ny PETG no ho resahintsika androany✨PETG (Polyéthylène Téréphtalate Glycol) :👉 Rendu visue...
22/08/2026

[SÉRIE INFOS - 2/5]

Mahakasika ny PETG no ho resahintsika androany✨

PETG (Polyéthylène Téréphtalate Glycol) :
👉 Rendu visuel : 4/5
👉 Résistance mécanique : 3,5/5
👉 Résistance au climat : 4/5
👉 Résistance thermique : 80°C à 90°C

Ny tena mampiavaka azy dia izy no manana rapport apparence/prix/résistance tsara indrindra amin'ireo matière rehetra fampiasa amin'ny imprimante 3D.

🤔 Inona ary ny zavatra tena ampiasana azy?
✔️Prototypes maharitra kokoa.
✔️Zavatra ilaina andavanandro na ivelany na anatiny

Santionana amin'ireo pièces vita t@PETG ireo hitantsika amin'ny sary ireo.

*Liana na mila fanazavana fanampiny ?*
Aza misalasala mifandray aminay 📩

📆 Amin'ny lundi indray ho an'ny [SÉRIE INFOS - 3/5]

👉 Hoditr'omby – Vita Malagasy 🐂Raha ianao no misafidy amin'ireto loko ireto dia inona no tena tinao? 1 sa 2 sa 3 sa 4 sa...
21/08/2026

👉 Hoditr'omby – Vita Malagasy 🐂

Raha ianao no misafidy amin'ireto loko ireto dia inona no tena tinao?

1 sa 2 sa 3 sa 4 sa 5 sa 6?

💰Prix :
📏18cm*9,5cm : 23.000ar
📏20cm*10,5cm : 25.000ar

📩Liana ve ianao? Mandefasa hafatra ary tsidio ny pejy fa mbola misy articles hafa mety mahasoa anao.

🚚 Afaka manao livraison izahay
📦 Mandefa any amin'ny faritra ihany koa ho an'ireo izay ivelan'Antananarivo.
📌Récupération : Nanisana (akaiky lycée Nanisana)

20/08/2026

👉 Impression 3D

Vokatra hafa zarainay aminareo indray ary.

Efa nanana fichier 3D ny mpanjifa teto fa ny impression no natao tato aminay.

Mankasitraka ny amin'ny fitokisana.

📩 Raha lina na mila fanazavana fanampiny dia aza misalala mifandray aminay

👉 "Impression 3D"[SÉRIE INFOS - 1/5]Mbola tadidinareo ve ity pièce ity? Efa nasehonay teto amin’ny page ihany izy ity ta...
20/08/2026

👉 "Impression 3D"

[SÉRIE INFOS - 1/5]

Mbola tadidinareo ve ity pièce ity?

Efa nasehonay teto amin’ny page ihany izy ity taloha, saingy androany kosa dia averinay entina hanazavana amintsika ny momba ilay matière nanaovana azy.

Ho antsika mbola tsy mahalala moa, dia miisa 5 ny karazana matière ampiasainay amin'ny impression 3D ato amin'ny Jas’Gasy: PLA / ABS / PETG / ASA / TPU (mbola misy maro hafa ny matière azo ampiasaina fa ireto aloha no tena hiasanay hatreto).

Mety nisy efa nahalala ve izao hoe inona amin'ireo matière 5 ireo no nampiasaina tamin'ity pièce ity? Na fantatrao ve ny maha-samihafa azy dimy ireo? Lazao anay ao amin'ny commentaire ny hevitrareo! 👇
.. Vita tamin’ny PLA izy io!✨

Manomboka androany izahay dia hanao mini-série mampahafantatra anareo tsirairay ny caractéristiques-n'ireo matière ireo.

Ireto ary ny antsipiriany tokony ho fantatra momba ny PLA (Acide Polylactique):
👉Rendu visuel : 5/5
👉Résistance mécanique (traction, flexion, frottement, abrasion, choc, rigidité) : 2/5
👉Résistance au climat : 1/5
👉Résistance thermique : 40°C,

Ny tena mampiavaka azy koa dia izy 100% Eco-responsable sy Bio-sourcé! Izany hoe mitsinjo sy miaro ny tontolo iainana noho izy vita avy amin’ny akora voajanahary (amidon de maïs), fa tsy vita amin’ny pétrole.

🤔Inona ary ny zavatra tena ampiasana azy?
✔️Prototypes (andrana alohan'ny famokarana zavatra iray na zavatra betsaka)
✔️Maquettes, Figurines sy zavatra fanaingoana trano (Déco d'intérieur)
✔️Boîtiers électroniques fampiasa ao an-trano
✔️Fitaovana fandaminana entana (Organisateurs)

❌Tena TSY mety kosa izy raha fitaovana apetraka any ivelan’ny trano (extérieur), na ny zavatra mifampikasoka sy mihetsika matetika toy ny engrenages na toerana misy hafanana.

📩Liana na mila fanazavana fanampiny?
Aza misalasala mifandray aminay.

📆Rendez-vous après-demain (Asabotsy) indray isika hijery ny [SÉRIE INFOS - 2/5] mahakasika ny matière manaraka.

P.S: Satria ny page ihany koa dia natao hivarotana articles vita Malagasy, arao foana ny pejy fa rahampitso Zoma dia ny article malagasy izay hamidinay ato ’Gasy indray no harantinay eto amin'ny pejy. Andao isika hanohana ny vita malagasy!

19/08/2026

👉 Hoditr'omby – Vita Malagasy 🐂

👜Bandoulière sy 👝Pochette assortie

Efa hitanareo t@ atoandro ny endrika 2 an'ilay bandoulière : MIHAJA (Rectangulaire) sy PRATIQUE , mety andavanandro (Ovale).

✨Ankehitriny, jereo ao ireo loko disponible.

Asa tanana vita Malagasy

💰Prix :
Bandoulière : 50 000Ar / 40.000ar (PM)
Pochette : 25 000 Ar / 23 000 Ar
Afaka vidiana misaraka na miaraka

📩 Plus d'info en MP.
🚛 Livraison Tana + Mandefa any
✅ Récupération : Nanisana akaiky lycée Nanisana.

19/08/2026

👉 Hoditr'omby – Vita Malagasy 🐂

A sa B ? 🤔
Rectangulaire sa Ovale?

Raha ianao no misafidy, iza amin'ireto BANDOULIERE miaraka amin'ny POCHETTE assortie ireto no tianao? 😍

Samy tsara fa manana ny mampiavaka kely azy❤️

A - RECTANGULAIRE : MIHAJA
Mihaja & élégante
Tsara entina mianjaika, mamonjy fety, mariage, na entina mivavaka.
👉Ho an'izay mitady modèle somary mihaja

B - OVALE : PRATIQUE
Tsotra & Pratique
Mety tsara amin'ny fiainana andavanandro ary afaka ampiasaina amin'ny fotoana maro.
👉 Ho an'izay mitady modèle pratique sy passe-partout.

💰PRIX :
Bandoulière : 50 000 Ar
Pochette : 25 000 Ar / 23 000 Ar
👉Afaka vidiana miaraka na misaraka.

✅ DISPONIBLE EN STOCK
🎨Mbola misy loko hafa

🚛 Afaka manao Livraison izahay
📦Mandefa any ihany koa ho an'ireo ivelan'Antananarivo.

👇A sa B ? Lazao ao amin'ny commentaire ny safidinao

Ary tsidio ny pejy raha te hahita ireo loko hafa na articles hafa mbola misy ato aminay.

Apparel & clothing

👉 "Impression 3D"Vokatra vita tato aminay hatrany no zarainay ato amin'ny pejy. N° 1 : Sary nalefan'ny mpanjifa miaraka ...
18/08/2026

👉 "Impression 3D"

Vokatra vita tato aminay hatrany no zarainay ato amin'ny pejy.

N° 1 : Sary nalefan'ny mpanjifa miaraka amin'ny dimensions.

N° 2 : Vokatra vita tato 'Gasy (sady nanaizahay ny modélisation izahay teto no nanao ny impression).

Mankasitraka hatrany ny amin'ny fitokisana apetrakareo aminay.

📩 Raha liana na anao Commande na mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mifandray aminay.

18/08/2026

👉 "IMPRESSION 3D - REPRODUCTION PIÈCE"

N°1 : Pièce d'origine - simba / tonta / tiana ho dupliqué'na.
N°2 : Reproduction vita tato 'Gasy (Modélisation + impression)

Tsy hita na sarotra hita any an-tsena ve ny piece'nao?

Izahay ato 'Gasy dia afaka mamaha olana anao.

Afaka manao reproduction pièce plastique simba na tiana ho dupliqué'na fotsiny izahay.

Ireo amin'ny vidéo ireo dia santionan'ny asa vita tato aminay.

✔️ Ary raha efa manana fichier 3D : afaka manao impression fotsiny izahay.
✔️Tsy manana fichier 3D : afaka modélisation izahay (tsy voatery avy amin'ny alalana pièce modèle azo tsapain-tanana fa mety amin'ny alalana sary sy refy tsotra fotsiny ihany).

📩 Liana? / Anao Commande ? / Mila fanazavana fanampiny?
👉 Manorata eo amin'ny commentaire - na hafatra miafina - na WhatsApp 0327192423

Address

Nanisana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jas' Gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share