Ny.Jejotsika

Ny.Jejotsika Tongasoa eto .jejotsika

tennis de marque , pointure 38
23/02/2026

tennis de marque , pointure 38

défaut de pointure 😅 une fois porté,  tennis de marque 😍 ( pointure 38) manja kely mety atao cadeaux St Valentin 🤗🥰 👇 éc...
12/02/2026

défaut de pointure 😅 une fois porté, tennis de marque 😍 ( pointure 38) manja kely mety atao cadeaux St Valentin 🤗🥰
👇 écris en commentaire ceux qui sont intéressé(e)s,ou envoye-moi un mp 😉

hafa anie oa ny art Malagasy e! 😍tena oe tsara...alefaso ny commande fa vonona izahay hanome fahafaham-po anareo mpanjif...
09/02/2026

hafa anie oa ny art Malagasy e! 😍
tena oe tsara...alefaso ny commande fa vonona izahay hanome fahafaham-po anareo mpanjifa 🥰 ❤️
💦 misy afaka atao ambony baillou na table, toy ny @ sary
💦 misy afaka atao @ planfond, ary
💦 misy ihany koa azo apetaka @ rindrina
💯 vita Malagasy ❣️

06/02/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Natianja'ams Rah
Merci 😘😘

vokatra voalohany  taona ity ary e! ☺️📢 ABAJOUR asa tanana vita Malagasy 💯 - Sur commande aloha hatreto, - @ vidiny mira...
02/02/2026

vokatra voalohany taona ity ary e! ☺️
📢 ABAJOUR asa tanana vita Malagasy 💯
- Sur commande aloha hatreto,
- @ vidiny mirary 35.000ar, afaka misafidy couleur 😍
koa manasa anareo hanjifa ny vita Gasy fa io no tena tsara sady mateza 😍
📢 aza adino ny ❤️ dia partager-o @ namana, havana rehetra any 😉

02/02/2026

Antsoy ny namana ary e!
aza adino mi-s’abonner hatrany dia aza adino ny ❤️❤️❤️ an!! 😁

02/02/2026

Salama harivariva daholo 🤗
nohon’ny tsy fahatomombanana sy ny olana madinidinika zay nomen’ny fiainana moa dia nihato nandritra ny fotoana maharitra ity pejy ity 😪. tsy maninona fa fomban-javatra daholo zany 🤗 ka eto aho dia mampafantatra antsika fa manomboka misokatra ny pejy zao 💪!
Vonona ve nareo?? mba asio ❤️❤️ kely oe 😚😚

Hello les ami(e)s 😊 Bonne année à tous 😘😘 Tsy tazana kely aho elaela zay nohon’ny antony maro be fa ho avy tsy ho ela ha...
12/01/2025

Hello les ami(e)s 😊 Bonne année à tous 😘😘
Tsy tazana kely aho elaela zay nohon’ny antony maro be fa ho avy tsy ho ela hanome vaovao taona vaovao zao!
Mirary taona zina, feno fahombiazana ho antsika rehetra ny tenako, Andriamanitra manankarem-pahasoavana handrotsaka fitahiana sy fahasalamana ho antsika tsirairay! Gros bisous 😚💞

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny.Jejotsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share