17/11/2025
✨ MITAIZA NY ATY, MITAIZA NY AINA ✨
Ny aty 🫶 dia iray amin’ireo taova miasa mafy indrindra ao amin’ny vatana. Izy no manadio loto 🧼, manodina tavy sy siramamy 🍯, ary miaro antsika amin’ny poizina isan-karazany 🚫.
Noho izany dia mila karakaraina sy tiana izy isan’andro. 💛
🥗 SAKAFO TSARA HO AN’NY ATY :
• Legioma maitso 🌿 (anamamy, anandrano, épinard)
• Voankazo misy fibre 🍏🍐
• Avoakadio 🥑 sy voanjo 🥜
• Sakafo misy curcuma, tongolo gasy, sakamalaho 🌶️
• Rano madio be dia be 💧
• Poisson sy hena maivana 🐟🍗
🚫 ZAVATRA TOKONY FADIANA :
• Zava-pisotro mamy sy jus industriel 🥤
• Tavy be loatra sy sakafo nendasina 🍟
• Alikaola be loatra 🍺
• Fanafody raisina tsy misy antony 💊
• Adin-tsaina be 😣
🌿 FANAMPINY HO AN’NY VATANA :
• Matory ampy 😴
• Fanatanjahan-tena malefaka 🚶♀️
• Tisany detox indraindray 🍋🫚
Ny aty dia motera lehibe mitondra ny vatana hiasa tsara 🔥. Rehefa salama izy, mazava ny hoditra ✨, mahery ny hery fiarovana 🛡️, ary mahazo hery ny vatana manontolo.
Tia ny atinao… dia tia ny tenanao. 💛🌟