Tendance mil'ay

Tendance mil'ay Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tendance mil'ay, Merchandising Service, Antananarivo.

24/02/2026
Ny 100 000 Ar dia afaka mivadika ho 1 000 000 Ar.Ny 100 000 Ar koa dia mety hanavotra ny fahanteranao.Tsotra ny hafatra ...
15/12/2025

Ny 100 000 Ar dia afaka mivadika ho 1 000 000 Ar.
Ny 100 000 Ar koa dia mety hanavotra ny fahanteranao.

Tsotra ny hafatra :
Raha te hanana fahanterana milamina ianao,
Raha te hanomana sahady ny hoavinao ianao,
Dia ampiasao ny volanao, ahodino ny volanao,
mianara mampiasa vola.

Satria hisy andro mbola halemy ianao,
tsy hanana hery intsony,
ary mety tsy ilain’ny orinasa intsony.

Noho izany, manomboka izao ianao mbola manana hery izao,
aza avela hatoritory fotsiny ny volanao.

Tsy voatery ho 1 000 000 Ar na 10 000 000 Ar avy hatrany.
Atao tsikelikely.

50 000 Ar no anananao? Ahodino.
100 000 Ar no anananao? Ampiasao.
Na 500 000 Ar aza? Ampiasao.

Satria mety tsy ho tsapanao anio,
fa ny fomba ampiasanao ny volanao dieny izao
no hanavotra ny fiainanao rahampitso.

Raha mbola tsy mahita zavatra hanodinanao azy ianao,
dia manana solution ho anao izahay amin’ny
Formation en ligne “Business 2026” amin’ny volana Janoary.

Na 50 000 Ar ny volanao,
na 100 000 Ar,
na tonga hatramin’ny 1 000 000 Ar,
dia misy idées sy stratégie tena azo ampiharina
izay ho zaraina mba hanovana ny fiainanao.

Soraty fotsiny hoe “Business 2026”
na alefaso MP, dia homenay fanazavana feno ianao.

Ny vola dia malama ka raha tsy ahodinao izy dia ho lanilany fotsiny amin'ny tsy misy dikany

07/08/2025

🔥Nisy horohorontany be teo. Iza avy no nahare? Taiza ny toerana?

😭😭😭izy no Nassah, irakiraka sy mpiasa docker, manambady aman-janaka, izy no sisa andrandrain'ny fianakaviany fa manana a...
05/08/2025

😭😭😭izy no Nassah, irakiraka sy mpiasa docker, manambady aman-janaka, izy no sisa andrandrain'ny fianakaviany fa manana asa ivelomana na dia tsy mahazo firy satria ny fambolena dia tsy namokatra ary simba ny voly, dia izao tratran'ny loza voatsindry rehefa nanao déchargement fasika ka tsy tazan'ilay sofera nampidina ilay fitaovana. nisy zavatra nasaina nojereny tao dia nidina tampoka ilay fitaoavana fa tsy nidina tsimoramora. 😭😭😭

Azadino ny 👆👉mi abonner ny pagetsika

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tendance mil'ay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share