07/08/2026
Waouh 🥰😍
✨️ Ry zareo avy ao amin'ny indray ireto marobe ireto🥰
✨️ Misaotra ny amin'ny fametrahana fitokisana 🙏❤️
👉 Orinasa, fikambanana, fianakaviana, olon-tsotra ve ianao?
👉 Te hanao akanjo mihaja iraisana?
👉 Vonona handray anao izahay
👉 Raha maromaro ianareo dia afaka manantona izahay mandrefy🥰❤️
🏠 Pavillon Analakely 658
☎️ 034 63 061 42
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬