zama.collection

zama.collection Habillement

30/01/2026

-shirt personnalisé
personnalisé

Arabaina ireo rahalahy sy anabavy Musulman noho ny fetin'izy ireo anio. Mirary soa hatrany...! Malagasy iray , ary tany ...
06/06/2025

Arabaina ireo rahalahy sy anabavy Musulman noho ny fetin'izy ireo anio.

Mirary soa hatrany...! Malagasy iray , ary tany iray..isika.!

Ohatrany ho lavalava ihany ity Week-end ity kay an! ❤❤❤inona no manakana anao tsy hanao zavatra tsara entina mankalaza n...
03/06/2025

Ohatrany ho lavalava ihany ity Week-end ity kay an! ❤❤❤

inona no manakana anao tsy hanao zavatra tsara entina mankalaza ny fetin'ny Fanahy Masina e!

Be mpakafia be ity modele nomenay ity, ...! Afaka manao Commande ianao fa aza miandry tara an! efa akaiky ny Fety.Livrai...
03/06/2025

Be mpakafia be ity modele nomenay ity, ...!
Afaka manao Commande ianao fa aza miandry tara an! efa akaiky ny Fety.

Livraison 48h après commande.
Contact: 038. 56.865.07
032.18.379.58

Salama e!Ho antsika izay somary sahirana misafidy hoe firy moa izany ny "taille" tokony ho ahy raha T-Shirt ho atao "Com...
30/05/2025

Salama e!

Ho antsika izay somary sahirana misafidy hoe firy moa izany ny "taille" tokony ho ahy raha T-Shirt ho atao "Commande" ato amin'ny ZAMA.COLLECTION.

Dia ity misy fafana kely hanampy anao amin'ny fizahana izay "taille" tokony mety aminao.

Mirary ZOMA Mahafinaritra ho antsika.

TOLOTRA MIAVAKA HO ANTSIKA:- FIANGONANA - SAMPANA SY SAMPAN'ASA- MPANAO TAFIKA MASINA- KRISTIANINA TSOTRA...T-Shirt pers...
30/05/2025

TOLOTRA MIAVAKA HO ANTSIKA:

- FIANGONANA
- SAMPANA SY SAMPAN'ASA
- MPANAO TAFIKA MASINA
- KRISTIANINA TSOTRA...

T-Shirt personnalisé miavaka, tsara kalitao, vita amin'ny Coton 100%, matevina...
Ento aty aminay ny sary na logo tianao apetaka amin'ny T-shirt dia anjaranay ny ambiny. Mandray vita ianao.

Vidiny mifanaraka amin'ny Kalitaony tsara.
Raha maka 10 dia mahazo fihenam-bidy 10 %

Fifandraisana: 034.90.715.31
038.56.865.07
032.18.379.58

💯%kristianina
#💯%VITA MALAGASY
TSARA.
#💯%COTON

Sakafom-panahy." Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindram-po ho anao. " Jeremia 31 ...
30/05/2025

Sakafom-panahy.

" Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindram-po ho anao. "

Jeremia 31 : 3

Fanotaniana kely ho antsika mpanjifa:Inona no tianareo, T-Shirt manifinify (mora miroraka sy rovitra ve?)sa T-shirt mate...
29/05/2025

Fanotaniana kely ho antsika mpanjifa:

Inona no tianareo, T-Shirt manifinify (mora miroraka sy rovitra ve?)

sa

T-shirt matevina maharitra rehefa ampiasaina.

Mirary fety Sambatra ho an'ny Kristianina rehetra e!

Mirary fety ny Reny feno fifaliana ho anareo Renim-pianakaviana izahay.Ho tahian'Andriamanitra hatrany
22/05/2025

Mirary fety ny Reny feno fifaliana ho anareo Renim-pianakaviana izahay.

Ho tahian'Andriamanitra hatrany

Address

Alasora Bypass
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 13:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when zama.collection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share