Mamaya

Mamaya Tout pour le bien-être de bébé… et la sérénité des parents 🤍

Pozin-dramatsoa  kely miaraka amin’ny jp jp -ny vao maraina 🤣
20/08/2026

Pozin-dramatsoa kely miaraka amin’ny jp jp -ny vao maraina 🤣

19/08/2026

Siège d’apprentissage gonflable miaraka amin’ny fomba fi gongler -na azy tsotra kely 🥰

Disponible de suite anh 🌸

Maman : Aaa ilay chariot kely mimi entina aAmaya : Tian’i maman tenenina izany hoe tsy zakako ito OUu ??
18/08/2026

Maman : Aaa ilay chariot kely mimi entina a
Amaya : Tian’i maman tenenina izany hoe tsy zakako ito OUu ??

Nisavasava dia mbola nahita 2 pièces taraiky tao anaty carton tao nefa nisy nitady tamin’izany 🫢🌸 Transat de bain avec t...
18/08/2026

Nisavasava dia mbola nahita 2 pièces taraiky tao anaty carton tao nefa nisy nitady tamin’izany 🫢

🌸 Transat de bain avec thermomètre
🎁 Alefa mora be : 40 000 Ar

16/08/2026

Mba manao fety koa hono mimi 🥳

Kikou 🌸
14/08/2026

Kikou 🌸

Amaya : «  Salama boss tonga ihany anie ilay sezanao eh! »🌸 Siège d’apprentissage gonflable 🧸🌸 Idéal pour la plage, le s...
13/08/2026

Amaya : « Salama boss tonga ihany anie ilay sezanao eh! »

🌸 Siège d’apprentissage gonflable 🧸

🌸 Idéal pour la plage, le sable, le gazon, les pique-niques, la maison …

🌸 Facile à gonfler

🚚 Livraison partout à Madagascar 📦

Ny zavatra ataonareo rehefa ilay voky be iny 🤣Indrindra fa ireo papa ao an trano ireo (miesona miaraka amin’ny télécomma...
12/08/2026

Ny zavatra ataonareo rehefa ilay voky be iny 🤣

Indrindra fa ireo papa ao an trano ireo (miesona miaraka amin’ny télécommande na téléphone eny an tanana 😂😂)

11/08/2026

Ni chrom chrom kely eran’ny Majunga Ramatsoa 🤣🌸

🌸 𝙋𝙍𝙊𝙅𝙀𝙏 𝙍𝙀𝙉𝙔 𝙎𝙊𝘼 🌸🏥 Misy trano efa mijoro… saingy mbola tsy afaka mandray marary.Ao Antanetibe, efa manomboka mijoro ny...
10/08/2026

🌸 𝙋𝙍𝙊𝙅𝙀𝙏 𝙍𝙀𝙉𝙔 𝙎𝙊𝘼 🌸

🏥 Misy trano efa mijoro… saingy mbola tsy afaka mandray marary.

Ao Antanetibe, efa manomboka mijoro ny CSB II, saingy mbola mila famitana maro vao afaka misokatra.

Mbola ilaina ny :
🔹 Famitana ny asa fanorenana
🔹 Fametrahana rano sy herinaratra
🔹 Asa vy
🔹 Fitaovana ara-pitsaboana

Rehefa vita izany dia tokantrano maherin’ny 4 000 no hisitraka fitsaboana mendrika.

🤍 Amin’ny maha Ambassadrice ny Projet Reny Soa ahy, dia manasa antsika rehetra hanohana ity tetikasa ity araka izay tratra.

🤝 Andao hiara-hamita ity CSB II ity, mba hahafahan’ny reny, ny zaza ary ny fianakaviana maro hahazo fitsaboana mendrika.

❤️ Ny soa atao, levenam-bola.

Ity ilay lien cagnotte 🥰
https://koti-kota.com/cagnotte/projet-reny-soa/

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamaya posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share