Miketrika Mada

Miketrika Mada Ny tsara hatrany no hatolotray 🥹☺️

07/09/2026

💎

Ity ray ity ko Tena mihaja beOvay amin’izay ilay ao atrano ao fa efa isesisesy ndray anie ny fety e!
07/09/2026

Ity ray ity ko Tena mihaja be
Ovay amin’izay ilay ao atrano ao fa efa isesisesy ndray anie ny fety e!

03/09/2026

Tsara be 🥰

Tsy efa leo an’ilay volamena ve e ?😅Model vaovao indray ity!Sady Tena mihaja be mihintsy
03/09/2026

Tsy efa leo an’ilay volamena ve e ?😅
Model vaovao indray ity!
Sady Tena mihaja be mihintsy

02/09/2026

❄️

Tena ilaina be amin’izao ririnina mangirifiry izao.Sady matevina be no au top qualité.Maharitra ririnina aman-taona maro...
02/09/2026

Tena ilaina be amin’izao ririnina mangirifiry izao.
Sady matevina be no au top qualité.
Maharitra ririnina aman-taona maro.

02/09/2026

🕊️

🔥Tsy kisendrasendra akory raha mamaky ity ianaoandroany...Jereo ny Salamo 30:5"amin'ny hariva dia misy fitomaniana tonga...
02/09/2026

🔥Tsy kisendrasendra akory raha mamaky ity ianao
androany...

Jereo ny Salamo 30:5

"amin'ny hariva dia misy fitomaniana tonga hivahiny miloaka
alina; Fa nony maraina kosa dia misy fihobiana."

Misy alina izay toa tsy misy fiafarany mihitsy.

Misy fotoana izay mavesatra loatra ny fo ka tsy hita
hazavaina.

Mandeha fotoana... fa mbola mitoetra ny fanaintainana.

• Isan'alina dia manaova vavaka tsotra hoe:

"Tompo ô, na tsy azoko izao zava-mitranga izao...dia mbola matoky Anao aho."

Tsy ho ela dia ho tsapanao fa:

"Tsy niaro ahy tamin'ireo alina nitomany Andriamanitra... fa nikarakara ny hahatonga maraina izay nanova ny zava-drehetra Izy."

Raha eo afovoan'ny olana ianao androany. Aza kivy. Tsy ny fanaintainana no tompon'ny teny farany.
Tsy ho mandrakizay ny olana. Ary tsy tara mihitsy Andriamanitra.

🔥Satria rehefa miposaka indray ny masoandro, dia ho azonao fa na dia tao anatin'ny haizina aza dia efa nanomana ny ampitsonao Andriamanitra.

Amen 🙏🏽

Caraffe wisky matevina tsara miaraka Aminy vera 6 1litre io ah Tonga de miditra mp tompoko anao livraison Izahay tompoko...
02/09/2026

Caraffe wisky matevina tsara miaraka Aminy vera 6 1litre io ah
Tonga de miditra mp tompoko anao livraison Izahay tompoko mandéfa Aminy faritra

Prix:30.000ar

☎️+261382882121

✨ BIG DIAMOND — SMART LED BT SPEAKER ✨🎶 Son + lumière LED multicolore 🌈💎 Design élégant et très tendance📦 Disponible sou...
01/09/2026

✨ BIG DIAMOND — SMART LED BT SPEAKER ✨
🎶 Son + lumière LED multicolore 🌈
💎 Design élégant et très tendance
📦 Disponible sous carton
🔵 Bluetooth | 💡 LED | 🔌 USB | 🎵 TWS
💥 Prix spécial revendeur — très intéressant !
Prix Revendeur:20.000Ar
👉 Parfait pour la revente, stock limité 🛍️🔥
📩 Les premiers servis seront les premiers servis !
☎️+261382882121
🚚Livraison par tous

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miketrika Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share