YA NUO Trading

YA NUO Trading 🛍️Manasa anao hitsidika ny pejy.

Hahitana kojakoja maro, décoration, idée cadeau, akanjo, sns…🛍️colis AMAZON, TEMU...
9H-20H(FACEBOOK) 9H-15H30(MAGASIN) Lieu: HORIZON IVATO BOX17
Contact: +261 37 67 744 18

Salama daholo!🤗Manomboka efa miverina tsikelikely izahay izao, ka mba hanombohana azy dia hampahafantarina antsika indra...
24/02/2026

Salama daholo!🤗
Manomboka efa miverina tsikelikely izahay izao, ka mba hanombohana azy dia hampahafantarina antsika indray ny CDV (conditions de vente) ato aminay.

Maro be no tahak'izao rehefa maheno ireo conditions, kanefa dia misy antony maro mahatongan'ny fametrahana CDV.

Ny fisian'ny fepetra mifehy ny varotra (CGV) dia natao ho an'ny fandaminana matotra sy ho fiarovana ny mpivarotra sy ny mpanjifa ihany koa, fantatsika rehetra ny zava-misy aminizao ka mihezaka izahay ny mba handaminana tsara ny varotra anaty fifanarahana tsara.
Indrindra fa hisorohana ny resaka fisolokiana.
Tsy manakana anefa izany ny amin'ny fifampiresahana eo amin'ny resaka fotoana maha-afaka ny mpanjifa hakana entana aty an-toerana.🤗

L'établissement de nos CGV vise à instaurer un cadre de transparence mutuelle et professionnalisme. Elles garantissent une organisation rigoureuse de nos services, assurent la sécurité de chaque transaction et protègent les intérêts du vendeur comme ceux du client, surtout des arnaques.

Raha mila miantso dia ny laharana Orange toy ny taloha ihany no afaka antsoina 🤗

03/02/2026

Ato o😍

Salama e🤗 Aleo aloha atomboka amin'ny kilalao sy ny mombamomban'ny ankizy...Efa misy réel (video) ihany koa ao ambany ao...
11/12/2025

Salama e🤗 Aleo aloha atomboka amin'ny kilalao sy ny mombamomban'ny ankizy...

Efa misy réel (video) ihany koa ao ambany ao.

Efa isaky ny sary ny PRIX

Dia publication manaraka indray ny idée cadeau rehetra🥰🎁

Toerana: HORIZON IVATO LONG CHEN PLAZA B17

Bonsoir 🤗🥰 Aleo ampiana sary fanehoana ahitanareo ny toerana tsaratsara hanasiana an’ireto karazana couronne de Noel ire...
16/11/2025

Bonsoir 🤗🥰 Aleo ampiana sary fanehoana ahitanareo ny toerana tsaratsara hanasiana an’ireto karazana couronne de Noel ireto🤗
Tsy mivoka tsara ko ny poziny raha tsy amin’ny toerana tsara🤩

✨Efa misy photos réelles amin’ireo ah, miaraka amin’ny reference, refy sy prix tompoko😁

🤩🤩Meteor led✨✨Otrzao izy rehefa atao eny ambony hazo.Tsy mifidy fety, tsy voatery krismasy ihany fa na anniversaire, mar...
16/11/2025

🤩🤩Meteor led✨✨
Otrzao izy rehefa atao eny ambony hazo.
Tsy mifidy fety, tsy voatery krismasy ihany fa na anniversaire, mariage sns dia afaka ampiasaina fona🥰

14/11/2025

Bonjour! filazana kely ho an'ireo izay manana vina hitsidika ny tsena. Mihidy ny tsena androany fa rampitso dia efa miverina misokatra indray🤗

✨ L'Ambiance Lumineuse, pour Tous Vos Moments Forts ! ✨Et si une simple lumière pouvait transformer un quotidien en mome...
08/11/2025

✨ L'Ambiance Lumineuse, pour Tous Vos Moments Forts ! ✨

Et si une simple lumière pouvait transformer un quotidien en moment magique ? 🌟

Anniversaire ? Soirée pyjama ? Noël ? beaucoup d'autres évènements?
Nos lumières et projecteurs LED s'adaptent à TOUS vos moments.

✅Installation facile
✅Design élégant
✅Effet "waouh" à petit prix😜
✅Utilisables toute l'année, pour ne pas finir au fond d'un carton.
Et enfin, 🎁 Idée Cadeau Parfaite

👉 Trouvez la lumière idéale pour votre prochain événement chez nous🥰

📍HORIZON IVATO Long Chen Plaza
📩📞0376774418

📣 PLUS QUE 30 JOURS ! 📣🎄 Le compte à rebours est lancé ! 🎄N'est-il pas le moment de penser aux décorations?✨On vous prép...
08/11/2025

📣 PLUS QUE 30 JOURS ! 📣
🎄 Le compte à rebours est lancé ! 🎄

N'est-il pas le moment de penser aux décorations?✨

On vous prépare un max d'inspiration et de pépites pour un intérieur 100% magique.

Trouvez de nouvelles idées pour émerveiller toute la famille, pour vous mettre dans l'ambiance.
**PHOTO REELLES**

Lieu: HORIZON IVATO Long Chen PLAZA
037677448

✨Andao ho atomboka amin'ireto🎄Couronne💐Izao dia efa jerijereo ny karazana deco mety atao ao an-trano mba hiavaka😉Partie ...
07/11/2025

✨Andao ho atomboka amin'ireto🎄
Couronne💐
Izao dia efa jerijereo ny karazana deco mety atao ao an-trano mba hiavaka😉
Partie 1🎆

Salama e!🥰 Déco déco💐Sady manaraka tsara ny theme ny fety ho avy io😍🎁45.000Ar📩Manasa anao andefa message raha toa ka lia...
27/10/2025

Salama e!🥰
Déco déco💐
Sady manaraka tsara ny theme ny fety ho avy io😍

🎁45.000Ar

📩Manasa anao andefa message raha toa ka liana🤗

Ela ela izay🤗 Hitondra zava-baovao ho anareo❣️Resaka décoration💐❄️Mini vase❄️Matevina tsara izy iretoKelikely fa izay no...
21/10/2025

Ela ela izay🤗 Hitondra zava-baovao ho anareo❣️
Resaka décoration💐

❄️Mini vase❄️
Matevina tsara izy ireto
Kelikely fa izay no maha mini vase azy, entina itondrana haingo-trano somary minimaliste kely, nefa dia tena tsara anie izany e🤩

Prix unitaire: 5.000Ar à 12.000Ar
Prix en série: arakarakin'ilay série safidinao (misy 4 afaka isafidiana)

📞0376774418
📍Horizon Ivato B17

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when YA NUO Trading posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share