Mahasoa anao

Mahasoa anao Varotra rehetra 😆

05/02/2025
Salama tompoko ko Ireto misy tady nilon  Mandefa am mètre  ,gros na rouleau Misy couleur maroMisy karazany maro✔🟥 NB:mak...
05/02/2025

Salama tompoko ko
Ireto misy tady nilon
Mandefa am mètre ,gros na rouleau
Misy couleur maro
Misy karazany maro✔🟥
NB:maka ian ko izahay raha misy
Tel:0341640938 manao livraison🚲🚲

Tel:0382264452
09/10/2024

Tel:0382264452

Salama daoly euh😇😍 Itatsika amizao fa tsy gony na goelaka iany no ataonay fa izay rehetra Mahasoa atsika a🤗😍Reto ary mis...
23/08/2024

Salama daoly euh😇😍
Itatsika amizao fa tsy gony na goelaka iany no ataonay fa izay rehetra Mahasoa atsika a🤗😍
Reto ary misy karazana lamba maro sady tsara be daoly😍😍
Misy :
➡tissu jersey
➡t froisse
➡t semi lourd
➡vrai lin
➡t d'ammeublement
Alefaso ny commande ary euh
Tel : 0341640938📞

Reto ndray karazana gony 250kg mena na manga sisiny 🎈⬅Goelaka impermiable sy double 🌈😍 Labasy double face ⬅⬅amcouleur ma...
22/08/2024

Reto ndray karazana gony 250kg mena na manga sisiny 🎈⬅
Goelaka impermiable sy double 🌈😍
Labasy double face ⬅⬅amcouleur maro
Manao livraison zahay ah
Tel:0341640938📞📞

Reto ndray ny karazan gony 250kg ⬅⬅Misy mena sisiny na manga 🌈  Manao livraison 🚲🚛Tel:0382264452
21/08/2024

Reto ndray ny karazan gony 250kg ⬅⬅
Misy mena sisiny na manga 🌈
Manao livraison 🚲🚛
Tel:0382264452

Kalitao tena tsara ah 😍Amilay mangirana tsara 🌈🌈 2m de large sy 3m de large  Tel:0382264452
20/08/2024

Kalitao tena tsara ah 😍
Amilay mangirana tsara 🌈🌈
2m de large sy 3m de large
Tel:0382264452

Akatokin ririna sy lanona maro samy hafa isika izao ahReto ary ny goelaka fanaovana fefy na stand eehMisy 2m de large sy...
20/08/2024

Akatokin ririna sy lanona maro samy hafa isika izao ah
Reto ary ny goelaka fanaovana fefy na stand eeh
Misy 2m de large sy 3m de large le impermeable a🌈
Ary 2mdouble sy 1,50 double kosa lay tsisy iñpermiable🌈
Prix amvidiny mirary daoly
Midira mp na miantso ny 0382264452🤗

Address

O382264452
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahasoa anao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share